Other News

Distrika Manjakandriana : Nanangana fikambanana ireo ben’ny Tanàna

Nampitovy tadin-dokanga ho an’ny tombontsoa iraisana. Nanangana fikambanana ireo ben’ny Tanàna rehetra voafidy ao amin’ny distrika Manjakandriana, omaly. Nofidin’izy ireo ho filohan’izany fikambanana izany ny ben’ny Tanàna voafidy tao amin’ny kaominina Nandihizana Carion, Rakoto­nirina Zo Ny Aina. “Tanjona amin’ny fananganana fikambanana toy izao ny fampisitrahana tombontsoa iombonana ho an’ny kaominina […]

SOMBIM-BAOVAO

Noho ny fahatrarana ny taom-baovao 2025, tonga niarahaba sy nirary soa ny filohan’ny Federa­siona malagasin’ny baolina kitra (FMF), Andriama­nampisoa Alfred, tetsy Isoraka, omaly, ny mpilalaon’ny Barea Chan, notarihin’ny mpanazatra, ny Me Rôrô. Nanatan­teraka ny adidiny ihany koa ny avy ao amin’ny CFEM niaraka tamin’ny mpitantana azy. Araka ny fikarohana natao […]

“Afrobasket 2025”: Hidona voalohany amin’ny Ankoay i Côte d’Ivoire

Namoaka ny fandaharan-dalao amin’ny fifanintsanana ho an’ny vondrona “D”, hiadian-toerana ho an’ny “Afro­basket 2025” ny Federasiona malagasin’ny basikety (FMBB), omaly. Fihao­nana miverina ho an’ny sokajy lehilahy, tanterahina eto Mada­ga­sikara, ny 21 ka hatramin’ny 23 febroary ho avy izao. Fan­tatra fa hidona voalohany amin’ ny Ankoay ny Elefantan’i Côte d’Ivoire. Nambaran’ny […]