Tontosa ny alatsinainy 27 janoary teo, tao amin’ny Lapan’ny Tanànan’i Toamasina ny famindram-pitantanana eo amin’ny ben’ny Tanàna teo aloha sy ny vaovao, izay hitantana ny tanàna ao anatin’ny dimy taona manaraka indray. Nanatanteraka izany Rakotonirina Nantenaina Herilala, ben’ny Tanàna teo aloha sy ny mpitsara, Randriafanomezantsoa Lovaheritiana Alain, ben’ny Tanàna vaovao. […]
Other News
Ben’ny Tanàna Tota : “Hotanterahina ny nampanantenaina”
Notontosaina teny amin’ny kaominina Andoharanofotsy, omaly, ny fametrahana amin’ny toerany ny ben’ny Tanàna, Rakotoarimanana Henintsoa na i Tôta. “Tsy maintsy tanterahina izay rehetra nolazaina. Maro no efa vita, ary hampitomboina avo folo heny noho ny teo aloha ny asa fampandrosoana ny tanànan’Andoharanofotsy”, hoy izy. Araka ny tantara, i Maire Tôta […]
Tale jeneralin’ny Fananan-tany : “Miasa hatrany eo anilan’ ny kaominina izahay”
Nidina ifotony nijery ny fanarenana ny fefiloha vaky eny Malaza – Faliarivo ny eo anivon’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany (MFFT), omaly. Nambaran’ny tale jeneralin’ny Fanajariana ny tany, Rakotomalala Miangaly, ary nanafarany ireo ben’ny Tanàna ny momba ny fanajariana ny kaominina iadidian’izy ireo. “…Miasa hatrany ary eo akaikin’ny […]
SOMBIM-BAOVAO
Rehefa nahazo mari-pahaizana sy nandrato fianarana tany ivelany, i Faneva Ima, Malagasy mpilalao baolina kitra, nanambara ny tenany, ny afakomaly, teo fa vonona amin’izay izy ny hitondra sy hitantana ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF). Tsiahivina fa i Faneva Ima no nitondra avo ny Barea nandritra ny Can 2019 tany […]
Mpanazatran’ny Barea : Ho fantatra amin’ny alakamisy ho avy izao
Araka ny vaovao voaray avy eny anivon’ny Federasiona malagasin’ny baolina kitra (FMF), omaly, hampafantarina ny alakamisy ho avy izao, etsy amin’ny Kianja Barea Mahamasina ny mpanazatra vaovao hitondra ny ekipam-pirenena Barea de Madagascar. Marihina fa efa milamina avokoa ny fifanarahana rehetra ary efa omaly ihany ilay teknisianina vaovao ity, no […]







