Akora organika avy amin’ny zavamaniry ampiasaina amin’ny sakafo ny episy. Ataon’ny olona hanomezan-tsiro ny sakafo sy natao hitsaboana sy hiarovana ny karazana aretina mety hahazo ny vatana ny fihinana azy ireny. Maro ny karazana episy ary ahitana izany avokoa ny faritra sy ny firenena maro. Misy ny nalaina avy amin’ny […]
Other News
Ben’ny tanàna: Kaominina 12, tsy maintsy averina ny fifidianana
Miisa 12 ireo kaominina voatery haverina ny fifidianana Ben’ny Tanàna ao aminy. Voalohany, ny kianjandrakefina, ditrikan’Ambositra, faritra Fianarantsoa. Faharoa, ny any amin’ny kaominina kalafotsy, disitrikan’Ikongo, faritra Fianarantsoa. Fahatelo ny kaominina Andohanilakaka, distrikan’Ihosy, faritra Fianarantsoa. Fahaefatra, ny kaominina Anosivelo, distrikan’i Farafangana, faritra Fianarantsoa. Fahadimy, ny kaominina Mahaly, distrikan’ Amboasary Atsimo, faritra […]
Vovonana Firaisankina :”Aoka tsy hanilika andraikitra…”
Nambaran’ny filoha nasionalin’ny antoko HVM, Rakotovao Rivo, eo anivon’ny Vovonana Firaisankina fa tonga amin’izao ny firenena noho ny tsy fahaiza-mitantan’ny mpitondra. “Ailika amin’ny fanoherana hatrany ny tsy fahombiazan’ny mpitondra eo amin’ny fitantanana”, hoy izy, omaly, teny Faravohitra. Notanisainy tamin’izany ireo zava-misy sy ny olana amin’izao fotoana izao. Anisan’ izany ny […]
Fandaharanasa Loharano: Hidina eny ifotony ireo tanora Diaspora
Nosokafana tamin’ny fomba ofisialy omaly, ny fandaharanasa Loharano II, ho an’ny taona 2025. Notanterahina tetsy amin’ny minisiteran’ny Raharaham-bahiny (MAE) izany ka namariparitana ny tetikasa manaraka, ho amin’ny filatsahana an-tsitrapo eo anivon’ny Loharano II. Nampahafantarina tamin’izany fa ho avy ireo tanora, teratany malagasy avy any ivelany, Diaspora, miisa 15 mianadahy. “Hiparitaka […]
Antoko Leader Fanilo: “Vonona ho amin’ny fampivondronan-kery izahay”
Nanao fanambarana ny antoko Leader Fanilo. Nilaza ny fahavononany amin’ny hetsika izay nolazainy ho amin’ny rariny sy hitsiny ny mpikambana ao aminy. “Mihaino ary vonona hisalahy amin’ny hetsika fampivondronana ny hery velona mitodika any amin’ny fampanjakana ny rariny sy ny hitsiny izahay”, hoy izy ireo. Vonona hitondra ny anjara birikiny […]







