Other News

« Chan 2025 »: tafara-bondrona amin’i Centrafrique ny Barea

Tontosa tao Kenyatta International Conventional Centre, Nairobi Kenya, omaly alarobia, ny antsapaka amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja baolina kitra ho an’ny ekipam-pirenena tsy misy mpilalao milaravinahitra na ny «Chan 2024». Tafaraka ao amin’ny vondrona «B» ny Barea de Madagascar sy ny Les Fauves, Centra­frique. Tsy vaovao amin’ny Malagasy […]

Indray mijery

Taorian’ny fandalovan’ny rivodoza Dikeledi tany avaratra, nitondra tohana ho an’ny olona traboina 900 ny Tahirin’ny Firenena mikambana momba ny mponina (Unfpa). Nisy ny fanentanana isorohana ny herisetra mifototra amin’ny mahalahy na mahavavy (VBG). Nizarana fitaovana manokana koa ireo vehivavy teny amin’ny toeram-pandraisana. Nitondra ny teny firariantsoa ho an’ny minisitry ny […]

Antson’ireo Malagasy any ivelany: “Tsy mendrika antsika izao zava-misy izao”

Nanao fanambarana ireo Malagasy anaty fikambanana 2CO2M any ivelany. Niantso ny hery eto amin’ny firenena izy ireo fa efa halohalika ny ranombary. “Tsy mendrika ny Malagasy izao zava-misy izao. Tena tsy rariny satria fanambaniana tsotra izao. Aleo maty mitsangana toy izay velona mandadilady “, hoy izy ireo. Voatsiahy amin’izany fa […]

Governoran’Analamanga: “Tsy any amin’ny korontana intsony ny vahoaka”

Nitondra ny heviny manoloana ny hivoahan’ny voka-pifidianana ben’ny Tanàna rahampitso ny governoran’ Analamanga, Rasoamaro­maka Hery. Nambarany fa sakana amin’ny fampandrosoana ny savorovoro eto amin’ny firenena, indrindra fa ny eto Antananarivo Renivohitra. “Efa tsy mahataitra ny vahoaka na mahasarika azy intsony ny korontana. Ekena fa tsy tonga lafatra saingy hitan’izy ireo […]

Mpanohitra: mila hajoro ny departemanta politika

Manoloana ny raharaham-pirenena, mitondra ny heviny, Ralison Roger, mpiratirika ny vondrona Hery politika mitambara (HPM). “Tsy hanao fifidianana ny anay hatramin’izany, fa hoe: ahoana ny hahazoana manova ny fitondrana hahazoana miaro sy mametraka ny vahoaka ho tena tompon’ny fahefana? Tsy ireny nataon’ny kandidà 11 (C11 ) ireny ny fomba fitolomana”, […]