Laharana fahadimy eto Afrika ny Ankoay, sokajy lehilahy, ho an’ny basikety lalaovina olona 3. Io ny filaharana navoakan’ny Federasiona iraisam-pirenena (Fiba), ny fiandohan’ny herinandro lasa teo. Laharana fahenina kosa ny sokajy vehivavy. Hifandrombahin’ireo klioba atsy Seychelles ny mpilalao baolina kitra avy eto Madagasikara, amin’ izao fotoana. Sesilany ireo mifindra lasy […]
Other News
“Afrobasket 2025”: hatao eto Madagasikara ny fifanintsanana
Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina eto Madagasikara, ny 21 ka hatramin’ny 23 febroary ho avy izao, ny tohin’ ny fifanintsanana ho an’ny vondrona D, amin’ny fiatrehana ny “Afrobasket 2025”. Efa ao anatin’ny fanomanana izany ny Elefantan’i Côte d’Ivoire amin’izao fotoana. Ho fiatrehana izany, niantso mpilalao miisa 23 ny mpanazatran-dry […]
Rigobert Song: voafidy ho mpanazatra an’i Centrafrique
Araka ny fikarohana natao omaly, fantatra izao fa nofidin’ ilay minisitry ny Fanatanjahantena sy ny tanora ary ny fanabeazana ny maha olom-pirenena ao Centrafrique (RCA), Rodolphe Heritier Bonheur, ho mpanazatra ny ekipa nasionalin’ny les Fauves Centrafrique, ilay kameroney, Rigobert Song Bahana. Natao tamin’ny fomba ofisialy tany an-toerana izany, ny 13 […]
Indray mijery
Nanomboka ny volana oktobra 2024, hifarana ny volana avrily ho avy izao, 1,7 tapitrisa ny isan’ny olona tohanan’ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana momba ny sakafo (Pam) ara-tsakafo, ho an’ny faritra Atsimo sy Atsimo Atsinanana. Sakafo 18 500 t sy vola mitentina 6 tapitrisa dolara no notsinjaraina mivantana tamin’ny tokantrano hanampiana azy ireo […]
Taratry ny kanto
“En chanson” – misokatra ny fisoratana anarana. Ity ilay fifaninanan-kira amin’ny teny frantsay, karakarain’ ny Alliance Française eto Madagasikara. Tsy hira noforonina akory, fa ireo hira amin’ny teny frantsay araka ny safidin’ny mpifaninana no hataony mandritra izany. Manana hatramin’ny 7 febroary ireo liana, hisoratany anarana eny amin’ny AFT Andavamamba. Tsy […]






