Other News

Depiote Irmar: “Tokony hosaziana sy hoesorina ireo tsy mahavoa”

Nanao fanambarana tetsy amin’ny Arena Ivandry ireo depiote avy amin’ny Irmar, omaly. Nanao antso avo amin’ny filohan’ny Repoblika izy ireo tamin’izany manoloana ireo tsy maharaka ny hafainganam-pandehan’ny filoha. “Aoka hosaziana sy ho­esorina ireo tomponandraikitra tsy mahefa ny adidy napetrakao taminy sy amin’ny vahoaka”, hoy izy ireo. Takin’izy ireo amin’ny mpanatanteraka […]

Incendie de forêt: dix suspects capturés en deux jours

Alors que la communauté et les autorités locales des environs du parc Ranomafana poursuivent la lutte contre l’incendie ayant ravagé cette aire protégée depuis des jours, les arrestations des responsables de ces crimes environnementaux battent leur plein. Ainsi, quatre présumés auteurs de l’incendie d’Ampasy Nahampoana, région Anosy, ont été capturés […]

Députés de l’Irmar: appels au limogeage des responsables défaillants

Alors que le président Andry Rajoelina intensifie les efforts de développement de Madagascar, les parlementaires au sein de l’Irmar constatent que certains responsables n’arrivent pas à suivre le rythme. Réaffirmant leur soutien au président de la République, les élus appellent ce dernier à limoger les responsables défaillants. «Nous, élus au […]

Fipoahana tetsy Nanisana: roa lahy maty, iray tapa-tongotra

Maty am-perinasa, lehilahy roa simba tanteraka ny vatany nipoahan’ny entona «gaz autogène» tetsy Nanisana, omaly tolakandro. Voa mafy teo amin’ny tongony ny fahatelo ka nentina eny amin’ny hopitaly. Tapa-tongotra sady kila ny iray raha toa ka sim­ba tanteraka ny namany, niara-maty ireo roa lahy nipoahan’ny entona “gaz autogène” tao amin’ny […]