Other News

Prefet an’Antananarivo “Tsy azo ekena ny hetsika etsy amin’ny 13 mey”

Nilatsaka ny fampitandremana. Nambaran’ny Prefet, ny Jly Ravelonarivo Angelo, fa vonona hatrany ny eo anivon’ny fitandroana ny filaminana, amin’ny alalan’ny OMC, hisoroka ny mety ho korontana. “Tsy azo ekena velively ny hanaovana hetsika etsy amin’ny kianjan’ny 13 mey na ny manoloana ny Lapan’ny Ta­nàna”, hoy izy, omaly. Nohamafisiny fa tena […]

Andohatapenaka: jiolahy telo maty voatifitry ny polisy

Nirefodrefotra ny poa-basy teny Andohatapenaka, afakomaly. Jiolahy telo lahy lavon’ny balan’ny polisin’ny UIR tamin’ny 11 ora alina. Na­haray loharanom-baovao ny mpitandro filaminana fa misy olona efatra mampiahiahy nihaodihaody teny amin’ny manodidina. Nikasa hanao fanafihana mitam-piadiana ireo efa-dahy ireo ka nivezivezy tsy an-kijanona teo amin’ny faritry ny Coco plastika An­dohatapenaka. Nihatrana […]

Vitan-dratsy ho an’ilay mpanamory frantsay, i Sebastien Loeb, ny andiany faha-17 amin’ny Rally Dakar. Tojo olana elektronika ny fiara nentiny ka voatery miato hatrany izy nandritra ireo dingana notanterahina ny alahady sy omaly. Tsiahivina fa nanomboka ny 3 janoary teo ity fifaninanana ity ary hifarana ny faha-17 n’ity volana ity. […]