Other News

CUA: un nouveau cap pour la Capitale

Alors qu’Alexandre Georget, arrivera bientôt à la fin de son mandat en tant que Président de la délégation spéciale de la Commune urbaine Antananarivo, il n’a pas manqué d’encourager ses collaborateurs, à « poursuivre, redoubler, voir tripler les efforts en faveur du bien-être de la population », a-t-il déclaré dans son discours […]

Tselatra

Nisy namaky ny alahady hifoha alatsinainy teo ny Emetteur an’ny orinasan-tserasera amin’ny alalan’ny fahitalavitra tsy miankina iray etsy Ambohimitsimbina. Hita sy fantatra izany nandritra ny fizahana nataon’ny tekni­siana teny an-toerana, omaly maraina. Nisy fahatapahana kely ny fandehanan’ity fahitalavitra ity tamin’ny 12 ora alina talohan’io andro io. Namerina izany kosa ny […]

Fahamaizana radio tsy miankina: voafehy tao anatin’ny 43 minitra ny afo

May omaly tamin’ny 01 ora sy 20 minitra maraina ny studio an’ny radio tsy miankina iray, etsy Ankaditapaka Manjaka­mia­dana. Naharay antso mahakasika ny tranga ny avy amin’ ny sampana mpamonjy voina ka niainga avy hatrany roa minitra taorian’ny antso. Niaraka tamin’ny fiarabe mpamono afo anan­kiroa avy ao amin’ny foibe Tsaralalàna, […]

Efa-dahy nanafika teny Andranomena: “Tranombarotra iray tombanana ho voaroba 20 miliara Ar”, hoy ny polisy

Nisy nanafika ny tranombarotra lehibe iray eny Andranomena, omaly. Voalazan’ny polisy teny an-toerana fa tombanana ho 20 miliara Ar ny vola very. Tsy nahazoam-baovao ny lasibatra nandritra ny fanadihadiana teny an-toerana. Jiolahy efatra nitondra moto roa, nandroba vola tamin’ny sakaosy teny Andranomena, omaly. « Nitain­gina moto scooter marika Racing ny roa […]