Tontosa ny alatsinainy teo, teny amin’ny Kianja mitafon’Ankorondrano, ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja escrime, ho an’ny taona 2024. Tsy mbola lefy laza aloha hatreto ny ligin’i Vakinankaratra izay nahazo ny fandresena be indrindra. Tsiahivina fa navitrika ireo ligy telo nandray anjara, nahitana an’Analamanga, Vakinankaratra ary Itasy. Nambaran’ny Tale teknika […]
Other News
Reharehan’i Madagasikara : nankasitrahana ny atleta mendrika
Sambany! Nomem-boninahitra manokana ireo atleta nahazo medaly teo amin’ny fifaninanana iraisam-pirenena. Notolorana tambin-kasasarana izy 35 mianadahy nanandratra ny lazan’i Madagasikara. Notolorana mari-pankasitrahana sy vola ho tambin-kasasarana ny atleta 35 mianadahy, omaly, teny Iavoloha. Avy amin’ny taranjam-panatanjahantena miisa sivy izy ireo : tsipy kanetibe, fibatana fonjamby, lomano, échecs, fanabokonan-kozatra, kick-boxing, judo, ji-juitsu, […]
TARATRY ny KANTO
Tanterahina manomboka anio hatramin’ny 20 desambra izao ny hetsika “Patrimoine, Patrimonialisation, enjeux patrimoniaux ». Hetsika hanasongadinana sy hampahafantarana ny lanjan’ny vakoka eto Madagasikara. Ny Oniversiten’Antananarivo miaraka amin’ny IFM Analakely sy ireo mpiara-miombon’antoka maro no mikarakara izany. Fampirantiana, velakevitra ary valandresaka no handravaka ny fotoana. Nifarana ny taona Sehatra Bagasy 2024. Fantatra […]
Dian’ny mpanakanto: Hiroso lalina amin’ny mozika i Nast’em
Nasandratra Eric Manana, io no tena anaran’ity mpanakanto vao erotrerony, zanak’Ambohimandroson’Antsirabe ity. Taona 2021, nitrandraka sy nikirakira ny kanto momba ny hira sy mozika i Nast’em. Niatomboka tamin’ny mozika rap. Ankehitriny, tapa-kevitra ny hiroso lalina kokoa amin’ny fandalinana sy ny fizarana ny vokatry ny kanto ataony izy. Ankoatra ny fihirana, […]
Nantenaina: Hiverina amin’ny mozika
Tsy niala lavitra akory… Fa noho ny andraikitra nosahaniny amin’ny maha ben’ny Tanànan’i Toamasina azy, tsy afaka nivalampatra firy tamin’ny mozika i Nantenaina. Tsy nilatsaka ho fidiana intsony kosa anefa izy farany teo, ary efa nahavelombolo ireo mpankafy izany. Nanamafy tamin’ny fomba ofisialy kosa i Nantenaina, omaly, tetsy amin’ny Panorama […]






