Hifampizara ireo asa ho an’ny fampiroboroboana ny toekarena ny minisiteran’ny Fampiroboroboana ny indostria sy ny varotra (MIC), mandritra ny varavarana misokatra ho an’ny rehetra ny 17 sy 18 desambra, eny Ambohidahy.Tanjona ny hanomezana sehatra sy hifampizarana ny asa ataon’ny minisitera. Hampahafantariny, mandritra izany, ny asa vita sy ireo fandaharanasa isan-karazany. […]
Other News
IndriConnect : Vovonana mampifandray ny mpiaro ny tontolo iainana
Vovonana ahitana ireo antontam-baovao, hita sy torohevitra ary torolalana, ho an’ireo mpisehatra samihafa ao anatin’ny tontolo iainana ny IndriConnect . Nampahafantarin’ny Initiative for Development Restoration Ecological and Innovation (Indri), ny zoma teo, teny Ambodivona, ity vovonana niomerika ity. « Tanjona ny hanamorana ny fahazoana ireo antontam-baovao ho an’ireo mpisehatra amin’ny fiarovana ny […]
Baolina kitra U20 : Tompondaka ny Disciples FC Espoir
Notanterahina teny amin’ ny Kianja Elgeco Plus ny andro famaranan’ny fiadiana ny tompondakan’i Madagasikara, taranja baolina kitra, “Poule des As”, sokajy zandriny U20. Voahosotra ho tompondaka ny ekipan’ny Disciples FC Espoir Analamanga, ary nahazo lelavola 8 tapitrisa Ariary izy ireo. Lavon’izy ireo tamin’ny isa 2 no ho 1 ny klioban’ny […]
Baolina kitra-Ocean Indian U15 : Tsy mifanintsana i Nosy Maurice
Hanomboka anio, eny amin’ ny Kianja Elgeco Plus By-pass, ny fifaninanana iraisam-pirenena aty amin’ny ranomasimbe Indianina, sokajy zandriny U15, lahy sy vavy, “Fifa Ocean Indian Tournament.” Nihena ho telo sisa ireo firenena hifanintsana amin’ity andiany voalohany ity, rehefa tsy afaka tampoka i Maurice. Araka izany, i Madagasikara, mpampiantrano sy i […]
Daka an-jorony: Aza tia vao lava toy ny daomy
Ny mpilalao daomy dia manana paikady fa ny famoahana vato vao eny am-pelantanan’ny mpifanandrina no ahafahana mamono azy. Mifanohitra amin’izany kosa nefa ny eo amin’ny fanatanjahantena. Tsy ahitam-bokatra ny fiovaovana matetika. Ekena fa ny ekipa tsy mamokatra mila ovaina saingy aza tia vao lava toy ny daomy. Amin’izao fotoana, mitaintaina […]






