Nanomboka, omaly, any Afrika Atsimo, ny fiadiana ny tompondakan’i Afrika, taranja kick boxing. Tsy diso anjara amin’izany i Madagasikara fa manana solontena hiaro ny voninahi-pirenena. Malagasy mpikatroka 13 mianadahy no nihazo an’i Afrika Atsimo, ny faran’ny herinandro, izay ahitana lehilahy 11 sy vehivavy 2. Sokajy Cadets, Junios ary Seniors no […]
Other News
Rugby – «XXL Top 12» : Tsy nahatohitra ny FTM ny Uscar
Nitohy ny alahady teo, teny amin’ny Kianja Makis Andohatapenaka, ny andro fahasivy amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Madagasikara, taranja rugby, “XXL Top 12”. Anisan’ny lalao nandrasan’ny rehetra ny an’ny FTM Manjakaray sy ny Uscar. Tsy mbola afa-bela fa resin’ny Manjakaray indray ny Uscar. 44 no ho 30 ny isa nisarahan’ny […]
Baolina kitra, vehivavy – “Cosafa” : Tafita amin’ny manasa-dalana ny Barea
Hiatrika ny manasa-dalan’ny Cosafa ny ekipam-pirenena malagasy Barea, sokajy zandriny U17, izay atao any Afrika Atsimo. Nahintsan’izy ireo ny ekipa mpampiantrano, Afrika Atsimo. Tafakatra amin’ny manasa-dalan’ny fifaninanana baolina kitra, vehivavy, sokajy zandriny U17, ho an’ireo firenena aty amin’ny tapany atsimon’i Afrika, Cosafa, i Madagasikara. Resin’izy ireo tamin’ny isa 1 no […]
Fitaterana ana habakabaka: azo antoka ary atokisan’ny mandeha ny lanitr’i Madagasikara
Sehatra iray hisintomana mpizahatany ho tonga eto amintsika ny fitaterana ana habakabaka. Efa nametraka ireo rafitra sy ny fomba ahafahana mifamezivezy amin’ izany ny Aviation civile de Madagascar (ACM). « Atokisan’ ny mpandeha sy ny kaompaniam-pitaterana ana habakabaka iraisam-pirenena ny lanitr’i Madagasikara », hoy ny minisitry ny Fitaterana sy ny […]
Fifanakalozana ara-barotra; Voafaritra ny paikady hampiharana ny Zlecaf
Voarafitra avokoa ny piakady nasionaly hampiharana ny faritra malalaka ara-barotry ny kaontinanta afrikanina (Zlecaf). Nisy ny fakan-kevitra tamin’ny sehatra tsy miankina, ny rafi-panjakana isan-tsokajiny manerana ny Nosy, nentina nandrafetana izany. Nanohana tamin’ ny famolavolana ity paikady ity ny Fandaharanasan’ny Firenena mikambana ho an’ny fampandrosoana (Pnud). Natolotra ny minisitry ny Fampiroboroboana […]






