Nitondra ny fijeriny ny firaisamonina sivily CCOC momba ny fitantanam-bolam-panjakana. Tsy ampy ny tetibola ho an’ny sehatra sosialy, araka ny nambarany. “Tsy ampy ny vola atokana ho an’ny sehatra sosialy”, hoy ny sekretera jeneralin’ny firaisamonina sivily CCOC, Radert Hony, tamin’ny mpanao gazety, teny Ambatonakanga, omaly, ny amin’ny famakafakan-dry zareo ny […]
Other News
Voix rapide sy Auto-route: hiakatra ny fihariana sy ara-toekaren’ i Madagasikara
Anisan’ny mampitaraina olona sy mpitatitra maro ny haratsian-dalana eto amin’ny Nosy. Efa misy ny ezaka ataon’ny fitondram-panjakana hamahana izany olana izany, amin’ny alalan’ny fanamboaran-dalana. Anisan’izany ny lalambe Voix Rapide any Toamasina. Eo am-panamboarana tanteraka ny lalambe migodana Voix Rapide any Toamasina ny fitondram-panjakana malagasy amin’ izao fotoana izao. Tonga nitsidika […]
FANTINA sy FINTINA
Nofanin’ny antoko Avi amin’ny azo atao sy tsy azo atao mandritra ny fifidianana ireo ben’ny Tanàna sy delegen’ny biraom-pifidianana amin’ny kaominina Ivato, Ambatolampy Tsimahafotsy, Talatamaty. Ny delege no miantoka ny maha ara-dalàna sy ny fanamarinana ny fifidianana, araka ny nambaran’ny filoham-boninahitry ny Avi, Ratsirahonana Norbert, teny Ankadindravola, omaly. Vonona hanampy […]
Betsi-Groupe : hampandany an’i Harilala Ramanantsoa
Nanao fanambarana ny amin’ny fahavononany hampandany ny kandidà Harilala Ramanantsoa ny fikambanana Betsi-Groupe. Ity kandidà ity izay laharana fahafito mirotsaka hofidina eto Antananarivo Renivohitra. Teny amin’ny Live Hotel Andavamamba no nanaovana izany, omaly. “Tanjona ny fampandrosoana eny ifotony ary tomponandraikitra voalohany amin’ izany ny ben’ny Tanàna. Tombony lehibe ihany koa […]
Mandini-tena sy mijery lavitra
Mikatona anio ny volana faha-11 amin’ny taona. Hiditra amin’ny faran’ny taona isika. Inona no mba vita? Inona no mbola miandry? Mankaiza ny lalan-kizorana? Santionan’ ny fanontaniana manitikitika ny aty fanahy izany. Indrindra ho an’ny isam-batan’olona manam-panahy, tsy resin’izay adim-piainana izay. Vanim-potoana hametrahana fanamby vaovao izao, ankoatra ny fisaorana an’ilay mpahary […]






