Lehilahy iray voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisarian’i Mananjary noho ny fanaovana vola sandoka, omaly. Raha ny fanazavan’ny polisy, niely ny resaka tao an-tanànan’i Mananjary fa misy olona manaparitaka sy mivarotra vola sandoka. Nitombo isa hatrany ireo olona voafitaka noho ny fiparitahan’ny vola sandoka tao an-toerana ka tonga nametraka […]
Other News
Nandroba 10 tapitrisa Ar: dimy lahy tratra nanafika mpanangom-bokatra
Voasambotry ny zandarimaria ny jiolahy telo lahy sy ny namany izay atidoha tamin’ny fanafihana mpanangom-bokatra tao Tsiroanomandidy. Nahatrarana basy sy ambim-bola nangalariny izy ireo. Tra-tehaky ny mpitandro filaminana tao amin’ny kaominina Ambohitromby, distrikan’i Fenoarivobe, ny tambajotran-jiolahy tompon’antoka tamin’ny fanafihana kamiao mpanangom-bokatra, afakomaly. Telo lahy tompon’antoka mivantana ary nandray anjara tamin’ny […]
27 novambra 2024
Tir en l’air du 27 novembre 2024
Entrepreneuriat: le Mic met en avant l’industrialisation
Lors de la célébration de la Semaine mondiale de l’entrepreneuriat du 18 au 24 novembre, le ministère de l’Industrialisation et du commerce (Mic) a mis en avant la mise en œuvre du projet One District One Factory (Odof), en vue d’inciter les entrepreneurs à œuvrer dans l’industrialisation de la Grande […]






