En 2024, les exportations des produits de rente et de la pêche connaissent une baisse en volume et en valeur. Selon les explications du ministère de l’Economie et des finances, cette situation est due à un premier semestre marqué par un contexte mondial particulièrement difficile, avec l’aggravation des tensions géopolitiques. […]
Other News
Fampiasam-bola : hiara-kiasa ny EDBM sy ny Ravinala Airports
Hatao ny paikady mahomby hampiasana ireo fotodrafitrasa rehetra ao amin’ny seranam-piaramanidina iraisam-pirenena Ivato (TNR), hisarihana ny mpampiasa vola ho avy eto Madagasikara. Natao sonia ny 19 novambra teo ny fiaraha-miombon’antoka eo amin’ny EDBM (Economic Development Board of Madagascar) sy ny orinasa Ravinala Airports. Kendrena manokana ireo mpandraharaha mpampiasa vola iraisam-pirenena […]
SOMBIM-BAOVAO
Navoakan’i El Hadari tao amin’ny pejy facebook fa efa mpilalaon’ny Paris FC, diviziona faharoa ao France, ny tenany. Mitondra ny laharana faha-19 ny tenany ao amin’ity klioba frantsay ity. Tsiahivina fa anisan’ny angady nananana sy vy nahitany izao fifindrana izao i Lalaina Nomenjanahary na i Bolida, izay Malagasy nilalao tao […]
Askam AFA – Kitra vehivavy : hampanao fitsapana ho an’ny mpilalao U17
Nambaran’ny mpanazatran’ ny Askam AFA Itasy, i Manitriniaina Steve Princy, omaly, teo Analakely, fa hisy ny fitsapana vehivavy mpilalao latsaky ny 17 taona, ho an’izay maniry ny hiditra ao amin’ny klioban’izy ireo. Raha ny nambaran’ity teknisianina iray ity, misy hatrany ny fitsapana rehefa mandeha ny fanazarantena. Notsiahiviny ihany fa isaky […]
« Africa Cup 3×3 » : fantatra ireo handrafitra ny ekipa malagasy
Andro vitsy mialoha ny fifaninanana, namoaka ny anaran’ ireo mpilalao handrafitra ny ekipa malagasy, hiatrika ny « Africa Cup 3×3 », taranja basikety, ny Federasiona malagasin’ny basikety. Mpilalao efatra ny eo amin’ny Ankoay, sokajy vehivavy, ahitana an’Andriamihajanirina Sydonie Ericka, Jaofera Minaoharisoa Christiane, Hajanirina Harisoa Muriel ary Raherimanana Rondro Émeranchine. Efatra, […]






