Other News

Fisondrotry ny haba 0,5% : toherin’ny mpandraharaha Mobile Money

Tsy manaiky ny fisondrotry ny haba +0,5%, alaina amin’ny fifanakalozam-bola amin’ny finday (mobile Money), ireo mpandraharaha telo. Araka ny fanambarana iombonana na­taon’izy ireo, afakomaly, ho lasa vesatra ho an’ny mpanjifa ny fikasan’ny fitantanana foibe ny hetra. Mety hampisondrotra avo roa hatramin’ny dimy heny ny saran’ny fifanakalozam-bola alain’ireo toerana Cash point, […]

Hafa ny manam-piniavana

  Ho tapitra sahady ny 100 andro, ho an’ireo minisitra notendrena farany teo. Hatreto tsy hita mihitsy aloha ny tena zava-bitan’ny ankamaroan’ny mpikambana ao amin’ny governemanta. Azo isaina amin’ny ratsan-tanana ny departemanta mba mahavita asa mivaingana. Ny fanapariaham-pahefana sy ny fananan-tany izao no efa nahavita namoaka ny politikam-pirenena mahakasika izany. […]

Namaky trano : roa lahy naiditra am-ponja

Niakatra fampanoavana, naiditra am-ponja ireo jiolahy roa lahy mpamaky trano tratra tao amin’ny fokontany Ambohitradala, kaominina Andilamena, omaly. Avy nanao ny asa ratsiny, nifanehatra tamin’ny polisim-pirenena nanao fisafoana alina izy roa lahy ireo, ny 17 novambra lasa teo tamin’ny 11 ora alina. Navesatra satria nitondra ireo entana avy nangalariny, nosakanan’ny […]

Famonoana sy fanolanana: Voasaringotra ny anadahin’ilay zazavavy 6 taona

Tsy afa-bela amin’ny raharaha fahafatesan’ny zazavavy 6 taona ny zanaky ny rahalahin-drainy. Hiakatra fitsarana ao Fianarantsoa, anio, ny lehilahy iray voatondro ho nahavanon-doza ka nahavitra na­mono ny anabaviny. Tsy olon-kafa mantsy, zanaky ny rahalahin-drainy ihany ilay zazavavy enin-taona niharan’ny fanolanana niaro vono olona. Nampiahiahy ny fianakavian’ny lasibatra ny fihetsik’io tovolahy […]