Manomboka androany ka haharitra efatr’andro ny «salon de la créativité Voatra», atao etsy amin’ny kianja Barea. Hetsika hanandratana ny vokatra vita malagasy fa indrindra ny fivoaran’ny mpandraharaha nahazo tohana tamin’ny Antenimieran’ny indostria sy ny varotra nandritra ny 10 taona. Nirodana ny tetezana any Fangolafana Maromena, distrika Ifanadiana, ny 21 oktobra […]
Other News
FANAMBOARAN-DALANA : mitohy anaty fotoam-pahavaratra
Maro ny ampahan-dalana efa vita eto Antananarivo, fa mbola mitohy koa ny asa, na fahavaratra aza ny andro. Anisan’ny vao vita tamin’ity fiandohan’ny herinandro ity ny eny amin’ny BOA Ampandrana, mandalo Bel’Air, hatrany amin’ny Paositra Ambanidia. Toraka izany koa ny eo amin’ny sampanana Ankatso, Antanimora, Mausolée, hatrany Ampasampito. Anisan’ny ampahan-dalana […]
Laboratoaram-pambolena : fiofanana momba ny ISO 17025
Nanomboka omaly 24 oktobra, teny amin’ny Laboratoaram-pirenena mikasika ny fanadihadiana amin’ny zavamaniry sy ny biby (LNDV) Anosimasina Itaosy, ny atrikasa fiofanana ho an’ireo teknisianin’ny laboratoara momba ny fambolena sy ny sakafo. Voakasik’izany ny vokatra ara-pambolena sy sakafo eto an-toerana azo aondrana any ivelany, voafaritry ny mari-pamantarana «ISO 17025» sy ny […]
Maitsoahitra: tafakatra 3 100 Ar ny kilaon’ ny vary makalioka
Tafiditra tanteraka ao anaty maitsoahitra isika, fotoana mampidangana ny vidim-bary. Ampy kosa anefa ny tahiry eny amin’ireo mpaninjara mivarotra izany avy amin’ny orinasam-panjakana SPM. Misy karazany maro sy azo isafidianana ny vary eny amin’ny mpaninjara. “Tsy tokony hanana ahiahy isika mpanjifa fa misy ny vary”, hoy ny fanazavan’ny filohan’ny fikambanana […]
FANTINA sy FINTINA
Miantso ny mpiray tanindrazana hivavaka ho an’ny firenena ny Hetsiky ny mpitondra fivavahana. Hotanterahina etsy Antsahamanitra anio tolakandro izany. Nambaran’izy ireo fa fotoana itondrana am-bavaka ny olana mandalo eto amin’ny firenena izany. Mandeha hatrany ny fifidianana na tsy hanao aza ireo kandidà 10, araka ny nambaran’ny sekretera nasionalin’ny TGV, Rasoamaromaka […]