Other News

Fiovaovan’ny toetr’andro : 20% amin’ireo aretina mpahazo ny olona ary aretina atahorana dia ny “allergie”

Mirongatra be ny aretina “allergie”, indrindra ny “al­ler­gie respiratoire” eto Antana­na­rivo, amin’izao fotoana izao. Ani­san’ny mahatonga izany ny fi­tom­boan’ireo akora simika. Manodidina ny 15 hatramin’ny 20% ireo trangana “allergie”, tonga eny anivon’ny toeram-pitsaboana amin’izao vanim-potoana izao, raha ny antontanisa voaray teo anivon’ny CMS etsy 67ha. Tafiditra ao anatin’ny aretina atahorana […]

Fikaroham-bahaolana : nandray ny Antenimiera sy ireo tangalamena ny FFKM

Miditra amin’ny dingana faharoa ny fanelanelanana. Nanao ranolava ny fandraisan’ireo raiamandrenim-piangonana ireo sokajin’olona sy avy amin’ny sehatra samihafa, omaly, tetsy Ampandrana. Tafiditra amin’ny ezaka tanterahin’ny FFKM ho fikarohana vahaolana manoloana ny toe-draharaham-pirenena izany, araka ny loharanom-baovao. Anisan’ny noraisin’izy ireo tamin’izany ny eo anivon’ny Ceni. Efa fanintelony izao no nandraisan’ireo filoham-piangonana […]

Samy fetsy

  13 andro sisa dia higadona ny fotoana hanaovana ny fifidianana eto Madagasikara. Miroso ny fampielezan-kevitra ataon’ny kandidà miisa telo. Tsy misy ny olana na sanatriavin’ny vava korontana mandritra ny famoriam-bahoaka ataon’izy ireo. Milamina ihany koa ny fitetezana tokantrano ataon’ny komity mpanohana azy ireo. Marihina fa ankoatra ny hetsika iarahana […]

Kandidà Andry Rajoelina: «Mila filoha tanora sy akaiky azy ny vahoaka»

Nanohy ny fampielezan-kevitra tany Ambalavao, Vohibato, Lalangina ary Isandra ny kandidà laharana fahatelo, Rajoelina Andry, omaly. Nofaritany tamin’izany ny tokony ho mpitondra ny firenena. Nambarany tamin’izany fa misy ny fahafaham-po lehibe rehefa nampanantena ka tanteraka izany… Anisan’izany ny fotodrafitrasa manara-penitra naorina amin’ireo kaominina sy distrika ireo. “Mila filoha tanora sy […]

Fonjaben’Ambalatavoahangy : mitaraina ho tsy ampy sakafo ny voafonja

Mitaraina ho tsy ampy sa­kafo ny voafonja ao amin’ny fonjaben’Ambalatavoahangy – Toamasina. Fantatra izany taorian’ny fisiana voafonja iray naiditra hopitaly ao amin’ny hopitalibe Toamasina. Voa­laza fa tsy misy sakafo kanefa marary sady tsy misy mpanatitra sakafo, araka ny fijoroana vavolombelona nataon’ilay voafonja. « Voaheloka dimy taona am-ponja aho ary efa vita ny […]