Vinavinaina hanomboka amin’ity herinandro ity ny asa fanamboarana ireo lavadrano (forage) miisa 35 eto Antananarivo. Hatao eto an-dRenivohitra ny 7 amin’ireo lavadrano, raha miisa 14 ho an’Antananarivo Atsimondrano, 7 ho an’Avaradrano ary 7 ao Ambohidratrimo. Hamokatra rano 700m3 isan’andro ireo lavadrano ireo ka miisa 24 500 ireo hisitraka izany. Marihina fa […]
Other News
« Fahaizana ho an’ny rehetra » : miara-miasa ny fitondram-panjakana sy ny UE
Vita sonia ny zoma teo, ny fifanaraham-piaraha-miasan’ny governemanta malagasy sy ny Vondrona eoropeanina (UE) mahakasika ny fampiofanana arakasa ny tanora sy ny vehivavy. Mitentina 35,5 tapitrisa euros ny famatsiam-bola entina hanatanterahana ny fandaharanasa. Haharitra enin-taona izany ka hampiofana ireo tanora amina sehatra miisa efatra hananana hoavy mamiratra. Ao anatin’izany ny […]
Madagascar Airlines : miverina amin’ny laoniny ny sidina anatiny
« Voavaha tanteraka ireo olan’ny Magacscar Airlines izay niantraika tamin’ny sidina anatiny nataony ny herinandro teo », hoy ny fanambarana nataon’ny kaompania. Niato tamin’ny asany avokoa ireo fiaramanidina miisa telo ka nahatonga fikorontanana teo amin’ny sidina. Noho izany, nitondra vahaolana vonjimaika ireo tomponandraikitra. “Niverina amin’ny laoniny nanomboka ny sabotsy teo ny toe-draharaha […]
Taom-piotazana letisia 2024-2025 : maherin’ny 14 500 taonina ny vokatra haondrana
Miainga ao amin’ny seranam-tsambon’i Toamasina, androany, ny sambo faharoa hitondra ireo letisia malagasy ho any Eoropa. Maherin’ny 14 500 “palettes” ireo vokatra aondrantsika amin’ity taona ity. Miisa efatra ny sambo hitatitra ireo vokatra letisia ho any ivelany ho an’ity taom-piotazana 2024-2025 ity. Maherin’ny 14 500 taonina ireo vokatra aondrantsika ho an’ity taona […]
Kick Boxing-Combat Avenir : Hiditra amin’ny “chapitre 4”, ny 24 novambra
Hotanterahina ny 24 novambra izao, eny amin’ny Kianja mitafon’i Mahamasina, ny “chapitre 4” amin’ny fifaninanana “Combat Avenir”, taranja kick boxing. Fifaninanana karakarain’ny Lion Force, tanterahina isan-taona. Taranja 3 no hifaninana amin’ity hetsika ity, ahitana ny full Contact, low kick ary ny K1. Araka ny fandaharam-potoana, ady 50 hatramin’ny 60 eo […]






