Other News

Baolina kitra-GTA : 20 tapitrisa Ariary ho an’izay tompondaka

Notanterahina teny Ando­haranofotsy, omaly, ny antsapaka hahafantarana ireo klioba izay ho mpiray vondrona amin’ ny fifaninanana goavana eto Antananarivo (GTA). Lalao hanomboka ny sabotsy 19 oktobra hatramin’ny 3 no­vam­bra. Nambaran-dRa­kotoari­manana Henintsoa na i Maitre Tôta, filoha mpikarakara ny fifanintsanana, fa toy ny tamin’ ny taon-dasa ihany ny vola azon’ny mpandresy, […]

SOMBIM-BAOVAO

Tsy afaka milalao i Sony Laiton, mpiandry tsatoby an’ny Barea de M/car, amin’ny andro fahadimy hikatrohana amin’i Tunisie sy ny andro fahenina hifan­donana amin’i Comores. Noho ny karatra mavo indroa azony nandritra ny fihaonana teo aloha ny anton’izany. Mety hisolo ny toerany izany, i Teva na i Nina. Taorian’ny fahavitan’ny […]