Other News

Ambohimanambola: ankizilahy nilomano hita faty

Nifampitadiavana nanomboka ny harivan’ny alarobia, hita tao anaty rano ny fatin-jazalahy 12 taona, tao Tanjonan­driana, kaominina Ambohimanambola, omaly maraina. Nilalao niaraka tamin’ny namany izy, ny tolakandron’ny alarobia teo. Ankizy tafaraka ka samy nanala akanjo ary nilalao rano. Nifaninana niampita nihazo ny gara ireo ankizy ireo. Nanao izay ho afany, araka […]

Andoharanofotsy : mpianaka maty nianjeran’ny tamboho

Ankizilahy 15 taona sy raim-pianakaviana iray 52 taona niara-maty tototry ny tamboho, omaly. Tsaboina eny anivon’ny hopitaly HJRA ireo naratra mafy. Namoy ny ainy, nianjeran’ny tamboho lehibe ny ankizilahy avy nianatra sy iray. Teny Belambanana, kaominina Andoharanofotsy no nisehoan’izany, omaly, ta­min’ny 5 ora. Nirava hamonjy fodiana, nandalo teo amin’io toerana […]