Taorian’ny tany Mahajanga, nivoaka kely tany Toulouse, Frantsa, i Bodo. Mitohy hatrany ny fitetezam-paritra ho an’ity mpanakanto ity. Fantatra fa hihazo an’Antsirabe indray izy, ka hanao fampisehoana ao amin’ny Arotel, ny zoma 25 oktobra izao, manomboka amin’ny 9 ora alina. Efa elaela no niandrasan’ireo mpankafy ao Antsirabe an’i Bodo, ka […]
Other News
« Festival Thrillers » : tanjona ny hanome sehatra ny karazan-javakanto mampatahotra
Raha ho an-dry zareo ivelany, efa manana ny toerany ny karazan-javakanto mampatahotra. Maro ny Malagasy mpanakanto efa mahafehy ny famokarana sy fanatontosana zavakanto ao anatin’io karazany io. Izany indrindra no antony hisian’ny hetsika ho fanomezana sehatra azy ireny. Hotanterahina eny amin’ ny Alliance Française d’Antananarivo (AFT) Andavamamba ny 26 hatramin’ny […]
Fampivoarana ny fanatanjahantena : maka lesona, hanarina ny lesoka ny minisitera
Nandray fanapahan-kevitra mahakasika ireo vokatra ratsy azon’i Madagasikara, tamin’ny fifanintsanana iraisam-pirenena ara-panatanjahantena, ny minisitra mpiahy, Abdoulah Marson Moustapha, omaly, teny Mahamasina. Voaresaka tao indrindra ny baolina kitra. Nampahafatarina, omaly, tetsy Mahamasina, ny fiaraha-miasan’i Marôc sy i Madagasikara, mba ho fampandrosoana ny fanatanjahantena, indrindra fa ny baolina kitra eto an-toerana. Nambaran’i […]
VAOVOA TAMBATRA
Manentana ny rehetra ho mailo sy hanjifa ny solika eny amin’ireo mpaninjara ara-dalàna sy manana fankatoavana ny OMH. Manentana ny tsirairay hitoroka ny tranga hafahafa eny anivon’ireo tomponandraikitra izy ireo. Mamotika ny toekarena sy manimba ny fiara ny solika mitapoka ary voararan’ny lalàna ny fanaovana izany. Napetraka ny faritra hanandratana […]
Tao anatin’ny telo volana fahatelo : 444 ireo orinasa ara-dalàna niforona
Mitotaly 444 ny antontanisana orinasa nisoratra anarana eo anivon’ny Economic Development Board of Madagascar (EDBM) tao anatin’ny telo volana fahatelo, ny taona 2024. 82,6% izany dia misehatra eo amin’ny tontolon’ny fanorenana, ny tsena, ny tolotra ary ny niomerika. Porofo izao fa manomboka mahazo vahana eto amintsika ireo sehatra ireo. Na […]







