Other News

Angovo : hampiroboroboana ny fandrahoana madio

Dingana vaovao! Nampa­hafantarina, omaly, ny fanombohana ny Fandrahoan-tsakafo madio ho an’ny rehetra eto Madagasikara (MCCI). Iarahan’ ny fanjakana, amin’ny alalan’ ny minisiteran’ny Angovo (MEH), ny Indostria sy varotra (MIC), ny Tontolo iainana (Medd), ny mpiara-miombon’antoka ara-bola sy ara-teknika iraisam-pirenena (SeforAll, Pnud, Onudi, Pam, WWF, UKAid, MECS, Opec Fund), ny sehatra […]

VAOVAO TAMBATRA

Noraisina ny fahavitan’ny asa fanamboarana ny lalam-pirenena faha-44, tapany faharoa, (Amboa­sary-Vohidiala: PK 60 – Pk 133), ny 17 oktobra teo. Tsia­hi­vina fa nanao ny asa ny orinasa sinoa CRBC, fa namatsy vola ny asa kosa ny Banky iraisam-pirenena tamin’ny alalan’ny tetikasa Pact. Nitombo avo telo heny ny vokatra ronono ary […]

Fampandrosoana : hiara-hiasa i Mada­ga­sikara sy ny CCCC

Voaresaka nandritra ny fihaonan’ny filoham-pirenena tamin’ireo delegasionin’ny China Communication Construc­tion Company (CCCC), omaly, teny amin’ny Lapan’Iavoloha ireo fotodrafitrasa goavana hapetraka eto Madagasikara. Vinam-piaraha-miasan’ny roa tonta ny hamboarina ny « route du soleil » mampifandray an’Antsiranana sy Taolagnaro. Lalana mirefy hatrany amin’ny 2 000 km izay hanamora sy hanafaingana ny fivezivezen’ny olona sy ny […]

Fiaraha-miasan’ny MFFT sy ny AFD : hisitraka fotodrafitrasan’ny Padeve ireo tanàn-dehibe

Miditra amin’ny andiany faharoa ny Fandaharanasa fampandrosoana ho amin’ny fandrindrana ny tanàn-dehibe (Padeve2). Nankatoavina tetsy amin’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy ny fanajariana ny tany(MFFT), omaly, izany. Nambaran’ny sekretera jeneralin’ny MFFT, Ran­driamananjara San­ drina, fa anisan’ny hisitraka fotodrafitrasa iarahana amin’ ny AFD ny ao Antsiranana, Fia­narantsoa, Antsirabe, Toliary, Toamasina ary Mahajanga. “Hisitraka […]