Other News

Lalatiana tetsy Mahamasina : nahasarika mpankafy maro ny fampisehoana

Nahasarika mpankafy maro ny seho natolotr’i Lalatiana sy ireo mpitendriny, omaly. Nankafizin’ny maro ny seho tony dia tony sy milanto. Tontosa omaly, tetsy amin’ny Lapan’ny fanatanjahantena sy kolon­tsaina Mahamasina, ny seho nataon’i Lalatiana. Fampi­sehoana tokana nataony eto an-tanindrazana taorian’ny fotoana ela tsy nahatazanana azy. Tonga maro nanatrika ireo mpankafy satria […]

Tsy fahasalaman’ny saina : mety hiafara amin’ny famonoan-tena raha tsy voatsabo

Anisany mahatonga ny tsy fahasalaman’ ny saina ny herisetra ara-tsaina, ny tsindry amin’ny asa sahanina ary ny adin-tsaina mahazo ny olona iray. Man­jaka ny tranga antsoina hoe: “burn-out”, izay mety ha­hatonga fahaketrahana ara-tsaina sy famonoan-tena. Mbola vitsy ireo olona mahafantatra ny tsy fahasalaman’ny saina sy ny manodidina azy, raha eto […]

FANTINA sy FINTINA

Tafapetraka ny faran’ny herinandro teo, ny foiben’ny kandidà Ravalomanana Tojo ho an’ny boriborintany fahefatra, eny Namontana. Tonga teny an-toerana ny filoha nasionaly, Ravalomanana Marc, sy ny kandidà ary ireo depiote. Nambaran’ireo nandaha-teny fa kandidà vonona sy vanona ho amin’ny fitantanana ny Renivohitra ny kandidà Ravalomanana Tojo. Mitaky ny hamoahan’ny Ceni […]

Fepetra sy masontsivana : nampahafantatra ny ho ben’ny Tanàna ny TI-IM

Namoaka ireo fepetra sy masontsivana tokony ho fantatry ny olom-pirenena ka mendrika ny ho ben’ny Ta­nàna ny eo anivon’ny Trans­parency International – Ini­tiative Madagascar. Namba­ran’izy ireo, tamin’izany, fa tokony hofantarina tsara ireo ho kandidà. Azo antoka sy azo itokisana ireo mpiara-dia amin’ilay kandidà, araka ny fijerin’ny TI-IM. “Manana ny fahaiza-manao […]

Atrik’ady marolafy

  Miatrika ady i Madagasikara amin’izao? Voalohany sy lehibe ary tsy vaovao amin’izany ny ady amin’ny fahantrana. Saika miara-dalana amin’izany ary anisan’ny vokatr’izay fahantrana izay ny ady sasany hafa rehetra. Eo, ohatra, ny ady amin’ny tsy fandriampahalemana, ny ady amin’ny fidangan’ny vidim-piainana, ny ady amin’ny kolikoly… Manampy trotraka ny voka-dratsin’ny […]