Malalaka sy midadasika i Madagasikara raha ny velarantany eto an-toerana. Amin’ny ankapobeny, azo avy amin’ny fandovana avokoa ny fomba iray ahazoan’ny Malagasy tany. Azo avy amin’ny fandovana avokoa ny 70% ny tany ananan’ny vahoaka malagasy, raha ny antontanisa voaray teo anivon’ny Sif. Nambarany fa mila jerena ny fomba hahazoan’ny Malagasy […]
Other News
FANTINA sy FINTINA
Nanazava tamin’ny mpanao gazety ny momba ny resabe tato ho ato ireo mpitarika ny vovonana Firaisankina, teny Faravohitra, omaly. Nambaran’izy ireo tamin’izany fa ny Firaisankina no tena mpanohitra eto aminy firenena. “Tsy vaky ny vovonana fa iray ihany”, hoy izy ireo, tamin’izany. Teo avokoa ireo mpitarika 5 mirahalahy mianaka. Kivy […]
Fifidianana ben’ny Tanàna : hanohana an-dRazafinjoelina Tahina ny MMM
Nivoaka amin’ny fahanginany. Nanao fanambarana ny eo anivon’ny birao politikan’ny antoko Malagasy miara-miainga (MMM), omaly, tetsy amin’ ny foiben’ny antoko, Ankerana. Nambaran’izy ireo tamin’ izany fa hanohana ny kandidà ben’ny Tanàna eto Antananarivo Renivohitra, Razafinjoelina Tahina, avy amin’ny Tia tanindrazana, izy ireo. Nitondra ny teny tamin’izany ny filoha nasionalin’ny antoko, […]
Mialà amin’ny mahazatra!
Mila tonga saina Ra-Malagasy! Fa tsy ho vitavita mora ity olan’ny sosialy ity. Tena difotry ny fahantrana ny mponina. Tsy misy intsony ny kilasy antonony izay tokony ho mpampihodina ny ankamaroan’ny seha-pihariana. Andaniny ny mpanefoefo, mpanontany ny ory. Ankilany ny fadiranovana resin’ny fiainana. Tsy misy afaka ny hilaza ny […]
PDS Ramanantsoa Harilala: tsy hitantana an’Antananarivo intsony manomboka anio
Afapo tamin’ny ezaka vitany tao anatin’ny iray volana ny filohan’ny delegasiona manokan’Antananarivo Renivohitra, Ramanantsoa Harilala. Nitatitra ny zava-bitany tao anatin’ny iray volana nitantanany an’Antananarivo Renivohitra ny PDS Ramanantsoa Harilala, omaly, tetsy Analakely. Nambarany fa fohy ny fotoana nefa nanao ny ezaka rehetra ny tenany. Notanisainy tamin’izany ny vahaolana narosony nandaminana […]






