Other News

Filankevitry ny minisitra : nankatoavina ny sorabola 4 miliara Ar ho an’ny Ceni

Nitarika ny filankevitry ny minisitra voalohany teny Ma­hazoarivo amin’ny maha mpitantana ny firenena azy miaraka amin’ny governemanta ny praiminisitra Ntsay Chirtian, omaly. Anisan’ny nankatoavina tamin’izany ny fampitana ny sora-bola mba ho soratana ao anatin’ny tetibolan’ny Ceni ny vola 4 500 000.000 Ar. Fa­matsiam-bola avy amin’ny Ja­poney, amin’ny alalan’ny “Fonds de contre-valeur” izany. “Natao hampiasaina […]

Vondron’ny kandidà miisa 10: “Tsy mandà fifidianana izahay saingy tsy matoky ny HCC”

Nitondra fanazavana ny kandidà, Andrianainarivelo Hajo, anisan’ny nanao sonia izany. “Tsy mandà ny hirosoana amin’ny fifidianana izahay saingy tsy ekena kosa ireo mikarakara fifidianana”, hoy izy. Anisan’izany ny governemanta, miandraikitra ny fitantanan-draharaha sady mitanila ary koa ny fomba fiasan’ny HCC. Notsiahiviny fa tsy ara-dalàna izao governemanta, nomena fahefana izao. Tsy […]

Senatera Razafimahefa Herimanana: “Tsy ilaina ny krizy sy ny korontana iniana volena”

Miantso ny kandidà sy ny mpanao politika mba hijery ny tombontsoan’ny firenena, ny filohan’ny Antenimierandoholona, Razafimahefa Herimanana. Mitaona ny vahoaka ho tony izy! Manazava ! Manoloana ny resabe miely manodidina ny toerana misy ny filohan’ny Antenimieran­doholona, Razafimahefa Heri­manana, dia nivoaka tamin’ny fanginana izy. Nisy ny fanambarana izay nataony mahakasika ny […]

Fiombonana : “Tokony hampitoviana lenta ny kandidà”

Tsy azo ihodivirana intsony ny fifidianana, miroso hatrany amin’ny fanatanterahana. “Misy ny kandidà mitaraina noho ny tsy fampitoviana lenta amin’izao fifidianana filohan’ny Repobli­ka izao. Tokony hojerena akaiky izay”, hoy ny fanehoan-kevitry ny sekretera jeneralin’ny antoko Fiombonana, Retogniane Durlin, amin’ny fiatrehana fampielezan-kevitra. Misy, ohatra, ny mahazo mampiditra helikoptera, ao ny tsy […]

Ramamimampionona Gérard: “Tokony hiray hina ny governemanta”

“Tokony hiray saina sy fo tsara amin’ny fampandehanan-draharaha ny eo anivon’ ny governemanta”, hoy ny mpandinika fiarahamonina, Ramamimampionona Gérard, manoloana ny fiaraha-mitantan’ny governemanta amin’izao. Eo koa ny fifandraisan’ny governemanta amin’ireo rafitra samihafa amin’ny maha samy andrimpanjakana. Efa hita teo aloha ny disadisa teo amin’ny fahefana mpanatanteraka na ny governemanta sy ny […]