Nosakanan’ny andian-dahalo ampolony nirongo basy tany amin’ny lalana mihazo an’i Tanandava, kaominina ambanivohitr’i Fanjakana, distrika Beroroha, ny fiara mpitatitra iray ny faran’ny herinandro teo. Nalain’izy ireo an-keriny tamin’izany ny mpamily mpanampy ka nitakian’ireo malaso vola 10 tapitrisa Ar tamin’ny fianakaviany mba ho takalon’ny famerenana azy. Nifanome tanana ny Tafika ao […]
Other News
Hetsika fampandrian-tany : rongony 180 kg nodoran’ny zandary
Nandritra ny hetsika fampandrian-tany sy ny ady amin’ny fiparitahan’ny zava-mahadomelina no nahatraran’ny zandary avy ao amin’ny tobim-paritra notarihin’ny manamboninahitra mpandrindra ny faritra Betioky Atsimo, afakomaly, izao vokatra izao. Rongony tanaty gony miisa 12, milanja 180 kg ny fitambarany no saron’ny zandary nandritra izany. Tao amin’ny kaominina ambanivohitr’Itampoko sy Androimpano, distrika […]
Raharaha Kidnapping: olona 35 karohina !
Olona miisa 35 namoahana filazam-pikarohana maika mahakasika ny fakana an-keriny. Basy mahery vaika ampolony no ifampitadiavan’ny mpitandro filaminana. Mifanome tanana eny ifotony ny polisy, ny zandary ary ny Tafika… Jiolahy miisa 35 no atao hazalambo ao amin’ny Faritra Betsiboka, Alaotra Mangoro, distrika Anjozorobe, Ankazobe, ato amin’ny Faritra Analamanga. Ahitana vehivavy […]







