A trois jours de la date limite de dépôt des candidatures aux élections communales, les Organes de vérification et d’enregistrement des candidatures (Ovec) ont recensé jusqu’à hier plus de 2.000 candidatures dans tout le pays. Assurément, certains partis vont attendre le dernier moment pour s’y conformer. Selon les chiffres avancés […]
Other News
Morafenokely Maevatanana : nohavaozina ny biraom-pokontany
Vita tanteraka, ny sabotsy teo, ny fanavaozana ny biraom-pokontany ao Morafenokely Maevatanana rehefa tsy nisy fanatsarana nandritra ny 40 taona nijoroany. Nandray an-tanana ny asa rehetra ny fikambanana Zarasoa. Ankehitriny, voaloko tanteraka ny birao, voasolo ny valintafo sy ny rakotany, nosoloina avokoa ireo varavarana rehetra. Nasiana takelam-pamantarana ny biraom-pokontany raha […]
VAOVAO TAMBATRA
Eo anelanelan’ny 6%-9% ny fiakaran’ny vidim-piainana mandritra ity volana septambra ity, araka ny vinavinan’ny roa ampahatelon’ny banky eto Madagasikara. Vinavinain’ny Banky foiben’i Madagasikara (BFM) fa ho 8% ny tahan’ny fiakaran’ny vidim-piainaa amin’ity taona ity, noho ny fiantraikan’ny vidin-tsolika, ny tahan’ ny fifanakalozana vola vahiny ary ny mety ho fiakaran’ ny […]
injenera vaovao 97: hitondra ny anjara birikiny
Miampy 97 indray ireo injenera navoaka’ny Sekoly ambony momba ny hay famokarana sy ny Zava-boary (ESSA) eny anivon’ny Oniversiten’Antananarivo. Nivoaka tamin’ny fomba ofisialy ny zoma teo ireo andiany « Andrarangy, Mahasedra ». Vondrona manam-pahaizana sy hitondra ny anjara birikiny amin’ny fampandrosoana ny famokarana. Matoky, araka izany, ny minisiteran’ny Fambolena sy ny […]
Ankazobe : may ny manodidina ny alan’Ambohitantely
Niredareda ny afo, omaly, manodidina ny tahirin’ala Ambohitantely, distrika Ankazobe. Tonga hatrany amin’ny sisin’arabe ny afo ka sarotra ny fifamezivezena, araka ny loharanom-baovao any an-toerana. Maty tanteraka kosa ny afo, araka ny fampitam-baovao avy amin’ny Foibem-pirenena fanofanana teknisian’ny ala (CNFTF) Angavokely. Tafiditra tanteraka anatin’ny vanim-potoan’ny haintany isika izao, fotoana mampirongatra […]






