Raha tsy misy ny fiovana, hotanterahina ny alakamisy 5 septambra ho avy izao ny lalao hifanandrinan’ny Barea de Madagascar sy i Tunisie ho an’ny vondrona “A”, eo amin’ny fiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”, hatao any Maroc. Fihaonana mandroso, tafiditra eo amin’ny andro voalohany ho an’ny fifanintsanana isam-bondrona. Araka ny angom-baovao, […]
Other News
Lalao Olympika: resin’i Katie Jemima i Laura teo amin’ny taranja judo
Nifarana teo amin’ny dingana 1/16 ny lalan-dRasoanaivo Laura, ho an’ny taranja judo amin’ny lalao Olympika, tanterahina any France. Resin’ilay anglisy, i Katie Jemima, ny tovovavy. Raha nandrandrain’ny Malagasy an-tapitrisany ho lasa lavitra ilay mpanao judo, Rasoanaivo Laura, eo amin’ny lalao Olympika, atao any Paris France, tsy izay no zava-nisy fa […]
Tetikasa Ourson : hampihena ny fahatapahan-jiro sy ny vidin’ny angovo
Fotodrafitrasa hahazoana angovo avy amin’ny masoandro mirefy 88 000 m2 no andalam-panatanterahana ao amin’ny faritra indostrialin’ny vondrona Filatex eto Antananarivo, nanomboka ny fiandohan’ny taona teo. Mamokatra herinaratra 11 megawatt izy ireo ary mbola azo haitatra hatramin’ny 14 megawatt. « Ity tetikasa Ourson ity dia hampihena ny fahatapahan-jiro sy ny vidin’ny angovo ary […]
Diplaomasia : mametraka ny maha izy azy eto Afrika i Madagasikara
Ao anatin’ny fanatsarana sy fampivelarana ny fifandraisana amin’ny firenena afrikanina ny fitondram-panjakana malagasy. Mifanindry an-dalana amin’izany ny vina sy fanambin’ny firenena afrikanina amin’ny fampanjakana ny “Panafricanisme”. Manatanteraka fivahinianana ara-panjakana any Angola, nanomboka omaly hatramin’ny anio, ny delegasiona malagasy, tarihin’ny filoham-pirenena Rajoelina Andry. Famaliana ny fanasan’ny filohan’ny Repoblikan’i Angola, João Manuel […]
HCDDED tany Toamasina: “Ilaina ny demokrasia sahaza ny Malagasy”
Nanatanteraka valandresaka tao amin’ny oniversiten’i Barikadimy Toamasina, ny mpikambana eo anivon’ny Filankevitra ambony ho amin’ny fiarovana ny demokrasia sy ny fanjakana tan-dalàna (HCDDED), ny herinandro teo. Niompanan’ny lohahevitra sy nanentana ny mpianatra ny asa sy ny andraikitr’ity rafitra iray ity. Namintinan’ny filoha lefitry ny HCDDED, i James Ramaroson, izany ny […]






