Other News

Fifamaliana nitera-doza: renim-pianakaviana maty notsatoham-badiny antsy

Maty tsy tra-drano vokatry ny vono nataom-badiny ny renim-pianakaviana iray tao amin’ny kaominina Feramanga, distrikan’Ambatondrazaka, omaly maraina. Nodidian-drangahy ny vihiny ary nitolo-batana teny amin’ny zandary izy taorian’izay. Nisehoana vono olona nahatsiravina tao amin’ ny fokontany Antokazo, kaominina Feramanga Ava­ratra, distrikan’Ambatondra­zaka, omaly maraina tamin’ny 3 ora. Nifamaly vokatry ny tsy fitovian-kevitra […]

JO 2024: le Village olympique a accueilli Rajoelina

Dans l’effervescence du Village olympique, le président de la République de Madagascar, Andry Rajoelina, a rencontré personnellement les athlètes malgaches. Cette rencontre chargée d’émotions et de fierté nationale, a été l’occasion pour Rajoelina de transmettre un message de soutien et d’encouragement aux héros sportifs du pays. Le Village olympique, avec […]