Atleta voalohany niatrika ny fifaninanana any amin’ny lalao Olympika, tanterahina any Paris Frantsa, Raharvel Jonathan, mpilomano. Nihintsana teo amin’ny dingana voalohany izy ary tapitra hatreo ny lalany, amin’ity fihaonana goavana ity. Vao teo amin’ny dingan’ny fifanintsanana dia efa nangoron-damba Raharvel Jonathan, mpilomano, teo amin’ny lalao Olympika atao any Paris Frantsa. […]
Other News
TARATRY ny KANTO
Nifarana omaly, tetsy amin’ny Kianjan’ny kanto, ny “Mada gospel festival”, andiany voalohany. Nahitana mpankanto 30 isa nandray anjara nandritra ny hefarana. Fotoana nitondrana ny fomba fiainana sy hampiharana ny gospel eo amin’ny fiainana andavanandro fa tsy hijanona fotsiny any am-piangonana. Tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny faha-20 taonan’ny TGC ny hetsika. […]
Fampisehoana-“Generation 2000’s”: niara-paly tamin’ireo mpanakanto ny mpankafy
Tonga maro ny mpijery nandritra ny seho “Generation 2000’s”, omaly. Nahasarika ny mpankafy ny hahita mivantana indray ireo mpanakanto nandray anjara tamin’io fotoana io. Tontosa omaly, tetsy amin’ ny Lapan’ny kolontsaina sy ny fanatanjahantena Mahamasina, ny fampisehoana “Generation 2000’s”. Hetsika nokarakarain’ny SR Event, notohanan’ny Telma. Nanohina mpankafy maro ny seho […]
Mahaleo, Benny sy Bebey, Samoëla: nafana ny « Revy Revy mody masoandro »
Tsy nahasehaka ny hafanana nentin’ny « Revy Revy mody masoandro » ny hatsikan’ny ririnina! Mahaleo, Samoëla, Benny sy Bebey ary Nini (Lôlô sy ny tariny), tafaray samy andrarezina no nanapariaka ny hafanana avy eny an-tsehatra… Tafapaka teny amin’ireo mpijery tonga maro be teny amin’ny Parking CCI Ivato izany. Nihira, nifaly, naneho ny […]
Tsy an’ny mpanala Bac irery intsony: voatetin’ny « Manal’Azy vita Bacc » ny 33 taona
… Somary nangingina… Tonga tsikelikely ny mpijery… Feno tanteraka ny Kianja Barea Imahamasina. Nahitana sokajin-taona samihafa ny teny an-toerana. Nafana tanteraka ny « Manal’Azy vita Bacc » andiany faha-33. Notanterahina omaly, teny amin’ny Kianja Barea Imahamasina, ilay fampisehoana « Manal’ Azy vita Bacc » niarahana tamin’ny Olombelo Ricky. Andiany faha-33, nahitana fa tsy an’ny […]






