Other News

VAOVAO TAMBATRA

Tanterahana mandritra ny roa andro ao amin’ ny Hôtel 2 Février any Lomé Togo ny fivoriambe voalohany ny tanora afrikanina momba ny toekarena manga. Horesahina mandritra izany ny tsy fanjarian-tsakafo, ny tsy fananana asa ary ny fahantrana. Fantatra fa manana sisin-dranomasina 42 000 km i Afrika izay ahitana firenena 54. Feno […]

Fizahantany : nahatratra 1 828 ny mpitsidika an’Isalo

Anisan’ny toerana tena be mpitsidika ny valanjavaboa­harin’Isalo, faritra Ihorombe. Manana tontolo voahary miavaka tsy fahita raha tsy any an-toerana. Tsy mitsaha-mi­tombo ny mpizahantany tonga any Isalo, izay niakatra 9% tamin’ity taona ity raha oharina ny tamin’ny 2023. Naha­tratra 1 828 ny mpitsidika nanomboka ny janoary hatramin’ny jona 2024, raha 1 […]

Kimony Morondava : velaran-tany 6 ha nambolena honko

Nankalazaina ny 25 jolay teo, tany amin’ny ala Kimony Morondava, ny Andro iraisam-pirenena ho firaovana ny rohivoahary ala honko. Tanjona, ny hanarenana velaran-tany 6 ha, iarahana amin’ny Vondrona olona ifotony (VOI), miisa 130 any amin’ny faritra Menabe sy Melaky. Nitarika ny fotoana ny governoran’ny faritra Menabe sy Melaky, notronin’ny tomponandraikitry […]

Toekarena : mandrafitra ny 13% ny harinkarena faobe ny fizahantany

Miantoka ny fampandrosoan’ny toekarena ny fampiroboroboana ny sehatry ny fizahantany. Saingy, mitaky ezaka goavana ny fanamboarana ireo fotodrafitrasa hanatanterahana izany. Mitana anjara toerana lehibe eo amin’ny toekarena eto Madaga­sikara ny sehatry ny fizahantany noho izy mandrafitra ny 13% ny harinkarena faobe. Sehatra iray anisan’ny mampidi-bola eto amin’ny firenena sy miteraka […]

Fomba sy kolontsaina : marihina any Ankaratra ny «Alahasatibe»

Taorian’ny fankalazana ny Alahamadibe, hiroso amin’ny fanamarihana ny «Alahasa­tibe 2024» ny vondrona «Tsy ma­mo­rona fa mamelo-ma­so ». Ny 4 aogositra hatramin’ ny 09 Aogositra no hanatanterahana izany any Ankaratra. Ala­ha­sa­ti­be na «Andron’ody», manana fototra ho fanovozan-kery avy amin’ny hazo sy ny rano mba ho masim-bava mi­teny sy hahamasin-tana-mandray. «Ankaratra no nofidina […]