Voarafitra ny lisitr’ireo sehatra varo-draharaha ekena ho alalahana sy hasina fepetra ho an’i Madagasikara. Fahombiazana ny hahafahantsika mitambatra hanatratra ireo fanamby sy fahavononana hampandroso ny firenentsika, amin’ny alalan’ny varo-draharaha hiarahana amin’ny Vondrona eoropeana. Maherin’ny 42 isan-jato miohatra ny fanafarana tamin’ny taona 2021 ny fanafarana menaka fampiasa amin’ny sakafo nataontsika tamin’ity […]
Other News
Vinavinan’ny fanjakana : andrasana ny mpizahatany 970 000 amin’ity taona ity
Fepetra noraisin’ny filoha Rajoelina hanatsarana ny fitantanana sy ny fikarakarana ny mpandeha eny amin’ny seranam-piaramanidina ny fidinany teny ifotony, ny talata 23 jolay teo. Ny ampitson’io, noresahina ity tranga ity teny amin’ny filankevitry ny minisitra, notarihiny. Nohamafisina tao amin’ny fampitana am-bava, fa « mila hatsaraina ny fomba fiasa, indrindra amin’izao […]
Foara FIA 2024 : hiavaka ny biby tsara karazana sy ny nahandro
Hatao ny 12,13 ary 15 septambra ho avy izao ny Foara iraisam-pirenena ho an’ny Fambolena, ny fiompiana ary ny jono (FIA 2024), andiany fahenina, ao anatin’ny vondrona orinasa Hazovato eny amin’ny Zone Forello Tanjombato. Miaraka mikarakara azy ny orinasa Forello Expo sy ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Natao, […]
Madagascar Airlines: mitombo efatra ireo fiaramanidina miasa
Tafaverina miasa ny fiaramanidina iray an’ny kaompania Madagascar Airlines rehefa nandalo fanamboarana. Mitotaly efatra ankehitriny ny fiaramanidina am-perinasa. Tafiditra ao anatin’ny drafi-panarenana « Phénix 2030 » ny kaompania Madagascar Airlines ny fampitomboana ny fiaramanidina hamaliana ny filan’ny mpandeha amin’izao vanim-potoana fahatongavan’ny mpizahatany izao. Tafaverina miasa ankehitriny ny fiaramanidina MSN 813 rehefa nandalo […]
TARATRY ny KANTO
“Gasy Band” ao amin’ny Piment Café Behoririka. Taorian’ny fihodinana nataon-dry zalahy tany ivelany, manome fotoana ireo mpankafy azy indray ny tarika, anio, manomboka amin’ny 8 ora sy sasany alina. Malalaka sy mivelatra be ny hira halahatry ry Poon, Jimmi Harrison, Rolly Rabesata ary i Tojo amin’io. “Smile Party” ao amin’ny […]






