Other News

Fiara Starex tra-doza teo Antanimena : lehilahy iray maty tsy tra-drano

Namoy ny ainy teo noho eo, ny mpamilin’ny fiara marika starex iray niharan-doza tetsy Antanimena, omaly maraina tamin’ny 1 ora. Potika tanteraka ny lohan’ny fiara. Lehilahy 28 taona nitondra fiara matin’ny lozam-pifamoivoizana teo Antani­me­na, omaly maraina tamin’ny 1 ora. Nalalaka ny lalana ka nanararaotra nandeha mafy ny mpamilin’ny fiara. Avy […]