Hanondraka tanimbary 140 ha ny tohodrano any Manomboarivo, distrika Ambalavao, aorian’ny fanarenana, raha 42 ha ihany teo aloha. Misy lemaka hafa koa efa hita, afaka hanondraka 1 680 ha rehefa vita raha 545 ha no vitany, ankehitriny. Manatanteraka izany ny fandaharanasa Defis, vatsian’ny Fida vola. Tonga teny Ambohijatovo Ambony sy […]
Other News
Fihariana : vidiana 35 000Ar ny kilaon’ny cacao
Miakatra hatrany ny vidin’ny cacao hatramin’ny fiandohan’ny taona, na eto amin’ny tsena anatiny na eo amin’ny tsena iraisam-pirenena. Ankehitriny, manodidina ny 35 000Ar ny kilao raha toa ka 40 000Ar izany taloha, rehefa novidiana 17 000Ar ny kilao. Tsy mifandanja ny tolotra sy ny tinady, mihena ihany koa ny tahiry maneran-tany. Na izany […]
Boeny sy Sofia : fampiofanana momba ny fiompiana drakaka
Faritra anisan’ny ahitana drakaka ny any Boeny sy Sofia. Ankoatra ny fihazana azy, azo atao tsara ny miompy azy. Natao tany Mahajanga, ny faran’ny herinandro teo, ny fampiofanana miompy drakaka any Mahajanga. Voakasik’izany ny fanalehibeazana ny drakaka manomboka 11 sm, satria izay no voafaritry ny lalàna ho azo amidy. Nambaran’ny […]
Tsena iraisam-pirenena: mitotongana ny vidin’ny nikela
Niverina nidina 16 000 dolara ny iray taonina amin’ny nikela eo amin’ny tsena iraisam-pirenena raha efa nahitam-piakarany hatrany amin’ny 19 000 dolara izany taloha. Manodidina ny 16 000 dolara ny iray taonina amin’ny nikela eo amin’ny tsena iraisam-pirenena raha toa ka efa tafakatra 19 000 dolara izany ny volana mey teo. Mahatonga […]
Slam Jah – Mozika rap : raikitra ny seho goavana
Ho ambohipihaonan’ireo mpanakanto zokiny nivoy sy mivoy ary mbola hivoy ny rap sy ireo mpankafy ny sehatra maitso Analamahitsy, ny tolakandron’ny alahady 28 jolay ho avy izao. Fampisehoana tafiditra ao anatin’ny fankalazana ny tsingerintaona faha-50 nahaterahan’i Slam Jah, izay mpikarakara ity hetsika ity rahateo no hotontosaina eny an-toerana. Tanjona ny […]






