Namoaka fanambarana ny eo anivon’ny antoko Fiombonana, ny faran’ny herinandro teo. “Takinay ny hanaovana ny fifidianana ho andro alahady”, hoy izy ireo, tamin’ny alalan’ny filohany, Ralison Jocelyn Abel. Antony ny hampavitrika ny mpifidy sy haha ara-dalàna izay ho voafidy, ary iaraha- manaiky ny vokatra. Tsy ho very maina rahateo ny […]
Other News
Ronono an-tavo
Tsy fasian-dronono ny tavy. Ny ronono tsy fanao an-tavy. Ronono an-tavo no marina. Tavo, nahazoana ny tavoara, voatavo, tavo(a)hangy… Zava-miafina na afenina ny ronono an-tavo: manodoka, mamitaka. Mety ho lainga fotsiny izao aza… Misy tanjona kendrena amin’ny ronono an-tavo. Na ankolaka io na mivantana. Ny resaka sy ny kabary […]
Rajaonarimampianina Hery: ho kandidà filohan’ny Repoblika raha feno ny fepetra
Vonona ny hifampitana amin’ny kandidà hafa ho filohan’ny Repoblika, ny mpanorina ny antoko HVM. “Nahavita be isika”, hoy Rajaonarimampianina Hery. Nihaona tamin’ireo mpomba azy teny an-tanindrazany, eny Sabotsy Namehana, ny sabotsy teo, ny filoha teo aloha, Rajaonarimampianina Hery. Nambarany tamin’izany ny heviny, manoloana ny raharaham-pirenena. “Misy antony matoa miverina an-tanindrazana […]
TSELATRA
Lehilahy lehibe iray 77 taona nosamborin’ny polisy tao Toliara, ny faran’ny herinandro teo fa Nanolana zazavavy 8 taona. Manana fahatarana ara-tsaina io zaza io ka nohararaotin’ity lehilahy lehibe ity. Noho ny fanahiana, nentin’ny ray aman-dreniny nozahana ilay zaza. Niharan’ny fanolanana tokoa izy, araka ny fanamafisan’ny mpitsabo. Mpangalatra moto saron’ny polisy […]
Taksiborosy tra-doza : mpandeha telo namoy ny ainy, vehivavy iray voa mafy
Taksiborosy roa, miasa amin’ny zotra samihafa no nilatsaka anaty hantsana, ny faran’ny herinandro lasa teo. Vokany, Olona telo namoy ny ainy, Am-polony manaraka fitsaboana. Ny tranga iray, nampihoron-koditra ny mpampiasa ny lalam-pirenena fahafito, teo Ambohimaha, anatin’ny kaominina Alakamisy Ambohimaha, ka nahafatesana lehilahy iray. Maty voapotsitry ny fiara raha nikasa ho any Fianarantsoa. […]