Tonga nilalao sady nilomano teo amin’ny ranomasina tsy lavitry ny seranan-tsambo ao Vatomandry ny ankizilahy iray 15 taona, afakomaly. Tampoka teo, tsy hita izay nanjavonany. Nikoropaka avokoa ireo namany mpiara-dia aminy avy aty an-dRenivohitra. Vory lanona ny olona teo amoron-dranomasina saingy niala maina avokoa ny rehetra. Nanampy tamin’ny fikarohana ny […]
Other News
Nolazainy fa hatsangany : olona roa tratra nangala-jaza
Noraisim-potsiny ! Voasambotry ny zandary tao amin’ny sakana ao Mahaboboka Toliara, omaly, ny ramatoa iray sy lehilahy iray nangala-jaza. Nentin’ilay vehivavy niainga avy aty Antananarivo io zazamenavava io ka notsenain’ny fiara tsy mifidy lalana iray avy any Toliara tao Sakaraha. Teny an-dalana hiverina hitodi-doha ho any Toliara izy ireo no […]
Taxi-borosy nifandona : maty tsy tra-drano ny mpamily niampy ny mpandeha roa
Nitera-doza indray! Namoy ny ainy ny mpamily iray sy olona roa hafa vokatry ny fandehanana mafy nataon’ny taxi-borosy teny amin’ny RN12, omaly. Miseo lany ny lozam-pifamoivoizana noho ny tsy fitandreman’ny mpamily tato ho ato. Taxi-borosy mampitohy an’i Manakara sy Fianarantsoa niharan-doza teo amin’ny Bac Namorona, anatin’ny lalam-pirenena faha-12, omaly maraina. […]






