Hotanterahina eny amin’ny kianja mitafon’Ankorondrano ny fifaninanam-pirenena ho an’ny sokajy zandriny, taranja handball. Hanomboka ny 2 aogositra izany ka tsy hifarana raha tsy ny alahady 10 aogositra 2024. Sokajin-taona telo na eo amin’ny tovolahy na ho an’ny tovovavy no hifaninanana dia ny «minime, cadet, junior». Hiverina eto Analamanga indray izany […]
Other News
Rugby – Top 12: “Vonona foana ny Uscar na tsy misy filoha aza”, hoy i Benja SG
Noho ny olana anaty, nametra-pialana ny filohan’ny fileovana Uscar, taranja rugby. Manoloana izany, fiaraha-mitantana ny hitondrana ny ekipa. “Vonona foana izahay na tsy misy mpitondra aza”, hoy Randriamanantena Benjamin, sekretera jeneralin’ny Uscar. Gazety Taratra (*) : Aiza ho aiza ny Uscar ao anatin’izao taom-pilalaovana izao ? R.Benjamin (-) : Eo ihany ny […]
Vondrona iraisam-pirenena: nankasitraka ny Firenena mikambana ny filoha Rajoelina
Manga ny lanitra eo amin’ny fiaraha-miasan’ny firenena malagasy sy ny Firenena mikambana. Nanamafy ny hitohizan’izany ny roa tonta nandritra ny fihaonana, omaly, teny Iavoloha. Tontosa, omaly, teny amin’ny Lapam-panjakana Iavoloha, ny fihaonana teo amin’ny mpandrindra maharitry ny Firenena mikambana eto Madagasikara, Issa Sanogo, sy ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry. Ankoatra […]
Faritan’Antananarivo: napetraka ny samboadin’ny depiote
Tontosa, omaly, teny amin’ ny Gara Soarano, ny lanonana nametrahana tamin’ny fomba ofisialy ny samboady ho an’ny filoha lefitry ny Antenimierampirenena ho an’ny faritanin’Antananarivo sy ireo solombavambahoakan’i Madagasikara voafidy teto amin’ny faritra Analamanga sy Itasy ary ny tao Tsiroanomandidy. Nitarika ny lanonana ny filohan’ny Antenimierampirenena, Tokely Justin. Nanotrona izany ny […]
MIRALENTA: an-dalana ny politikam-pirenena
“Voalohany, tsy misy ny finiavana politika hanatanteraka an’izay; faharoa, tsy matoky tena na atosika omena toerana aza ny vehivavy indraindray; fahatelo, ny lafiny kolontsaina eto Madagasikara mbola mametraka ny 70 %, na lahy na vavy, hoe aleo ny lehilahy no hitana ny andraikitra ambony”. Io ny fanazavan’ny manampahaizana momba ny […]






