Nambaran’Andriamanampisoa Alfred, filohan’ny federasiona malagasin’ny baolina kitra, teny Tsimbazaza ny talata lasa teo, fa ho hatevenina mpilalao efatra ny Barea de Madagascar, mialoha ny hiatrehana ny andro voalohany amin’ny fifanintsanana hiadian-toerana ho an’ny “Can 2025”. Anisan’ ireo efa mifampiresaka tsy tapaka amin’ity mpitantana ny baolina kitra malagasy ity, i Francis […]
Other News
Rugby vehivavy – «Mondial D3»: hifanandrina amin’ny Samoa ny Makis Ladies
Ao amin’ny sokajy “B” ny Makis Ladies amin’ny fiadiana ny ho tompondaka maneran-tany, taranja rugby lalaovina olona 15. Na izany aza, hidona amin’ireo ekipa ao amin’ny sokajy “A” izy ireo, araka ny fandaharam-potoana navoakan’ny International Rugby Board (IRB). Hotanterahina any Dubai, manomboka ny 27 septambra ka hatramin’ny 12 oktobra ho […]
Depiote Maminirina Jolce Emilien : “Apetraka ny lamina anatiny alohan’ny fifidianana birao maharitra”
Vaovao avokoa ny ankamaroan’ny solombavambahoaka voafidy eo anivon’ny Antenimierampirenena, hitondra mandritra ny dimy taona manaraka. Nitombo 163 ny isan’izy ireo manerana an’i Madagasikara. Nivory nametraka ny lamina sy ny fitsipika anatiny mifehy ny Antenimierampirenena izy ireo. «Rariny ny ametrahana io fitsipika mifehy ny ao anatiny io alohan’ny fifidiana ireo birao […]
Fivahinianana Masina: nentina am-bavaka tany La Mecque i Madagasikara
Miisa 40 ireo Malagasy niatrika ny fivahinianana Masina natao tany La Mecque, any Arabie Saoudite, herinandro vitsy lasa izay. Anisan’ireo voafidy sy voasa manokan’ny mpikarakara ny lefitry ny lehiben’ny fonjan’i Tsiafahy, i Charles Arnaud Ioussouf. Nambarany amin’izao andro voalohan’ny kalendrie silamo izao fa zava-dehibe amin’ny fitsinjovana ny hoavin’ny olombelona mino […]
Chine- Afrika: Hifantoka amin’ny sehatr’asa fampandrosoana
Nifarana omaly, ny fihaonambe faha-5 momba ny fiaraha-miasa eo amin’i Chine sy Afrika mahakasika ny fitsijaram-pahefana sy ny fampandraisana anjara ny vondrom-bahoaka-paritra itsinjaram-pahefana, natao tany Chine. Anisan’ny nandray anjara tamin’izany ny fitondram-panjakana malagasy, tamin’ny alalan’ny delegasionina, notarihin’i Ntsay Christian. « Mafy orina ny fifandraisana sy fiaraha-miasa misy eo amin’i Sina sy […]






