Nivoaka amin’ny fanginany ny eo anivon’ny antoko Malagasy miara-miainga (MMM). Nambaran’ny birao politika fa mijanona hatrany ho mpanohitra izy ireo. Nitondra fanazavana ny toeran’ny MMM manoloana ny raharaham-pirenena ny eo anivon’ny birao politika, ny Me Ramilison Toky. Nambarany fa vonona handray anjara amin’ny fifidianana ben’ ny Tanàna sy mpanolotsain’ny Tanàna […]
Other News
Hiffim : “Mila zava-baovao ny vahoaka”
“Mila zava-baovao ny vahoaka malagasy, mila fihetsiky ny filohan’ny Repoblika mampiseho fitaratra vaovao hahatonga ny olona havitribitra handeha any amin’ny fampandrosoana”. Io ny fanehoan-kevitry ny mpitarika ny Hetsika iombonana ho amin’ny fanarenana sy fanorenana ifotony an’i Madagasikara (Hiffim), Andriamiseza Alain, momba ny fananganana governemanta vaovao. Endrika vaovao hitondra ho amin’ny […]
Antenimierampirenena: nafana ny adihevitra momba ny fitsipika anatiny
Andrasana anio, ny ho fanapahan’ny HCC na mifanaraka na tsia amin’ny Lalàmpanorenana ny fitsipika anatiny, novolavolain’ireo depiote. Hirosoana avy hatrany ny fifidianana ny filohan’ny Antenimierampirenena sy ireo ho filoha lefitra isam-paritany ary koa ny toeran’ny filoha lefitra fahafito, ho an’ny mpanohitra. Tahaka izany koa ny fifidianana ireo ho filoham-baomiera. Manampy […]
Rava ny governemanta: Nametra-pialana i Ntsay Christian!
Nametra-pialana, halina, ny governemanta Ntsay Christian. Andrasana ny lisitra, ahitana ny handimby ny praiminisitra. Miandry ny fametrahana birao maharitra ao Tsimbazaza izany. Nisaorana! Nametra-pialana halina ny governemanta tarihin’ny Praiminisitra Ntsay Christian. Nosoniavin’ny filoha Rajoelina Andry, omaly, ny fanekena izany fametraham-pialany izany. Efa nanomboka nialoha izany ny fifandresen-dahatra sy ny ady […]
IKM Antsahavola : hiverina ny « Antsika Hisôma vakansy »
Maro isan-karazany ireo hetsika mandravaka izao fialan-tsasatra lehibe izao. Anisan’ny fotoana ihany koa hialana voly sy hianarana zavatra hafa ivelan’ny fianarana, indrindra ho an’ny ankizy. Hotanterahina eny amin’ny Ivon-toeran’ny Kolontsaina Malagasy (IKM) Antsahavola, ny 16 jolay 2024 hatramin’ny 16 Aogositra 2024, ny « Antsika Hisôma vakansy ». Hetsika ara-javakanto sy kolontsaina maroloko […]






