Combien d’heure en mer? La pêche sera t-elle bonne?
Other News
« Telma Coupe 2024 » : hanao ny famaranana ny CFFA sy ny Elgeco Plus
Nihintsana avokoa ny solontenan’ny ligin’i Vakinankaratra. Tafita hiatrika ny famaranana indray ny Elgeco Plus Analamanga sy ny CFFA Andoharanofotsy. Hotolorana lelavola 25 tapitrisa Ariary izay mivoaka ho mpandresy. Toy ny tamin’ny taon-dasa ihany. Ny ekipan’ny Elgeco Plus Analamanga sy ny CFFA Andoharanofotsy no hihaona eo amin’ny famaranan’ny fiadiana ny amboaran’i […]
VAOVAO TAMBATRA
Misy mangalatra ny tsivalamby arofanina amin’ny tetezana miisa 29 any amin’ny lalam-pirenena RN 44 (tapany avaratra PK 209), any amin’ny fokontany Antanifotsy, distrika Imerimandroso. Efa nampandrenesin’ny fitantanam-paritry ny Asa vaventy (DRTP) ny tomponandraikitry ny zandarimaria. Nisy nanimba sy nandoro ny tahala amin’ny sisin-dalana amin’ny RN1 (PK 25 Beronono Imerintsiatosika), saika […]
Sokatra sy varika : ho tafaverina amin’ny faran’ny volana jolay
Nanamafy ny minisitry ny Tontolo iainana sy ny fampandrosoana maharitra (Medd), Max Andonirina Antoine, fa ho tafaverina eto Madagasikara ireo sokatra miisa 1 076 sy varika 48 tratran’ny ladoany thaïlandais, ny 1 mey teo. Nisy ny fifanarahana teo amin’ny fanjakana malagasy sy thaïlandais nahatongavana amin’ izao dingana izao. Na izany […]
Fondation Uchida : mpianatra 5 nahazo vatsim-pianarana
Toy ny fanaony isan-taona, nanome vatsim-pianarana mitentina 1 tapitrisa Ar avy ho an’ny mpianatra miisa 5 ny fikambanana Fondation Uchida, miara-miombon’antoka amin’ny orinasa Dahio, ny 3 jolay teo. Mpianatra sampana Fanorenana sy asa vaventy (BTP) eny amin’ny sekoly ambony polyteknika ESPA Antananarivo, IST Antananarivo, ISPM Antananarivo, ESP-DIE Antsiranana ary Oniversite […]






