Tapitra ny fandaharanasa Formaprod. Maherin’ny 105 000 ny tanora nahazo fiofanana, ary mihoatra ny 53 000 ny asa vaovao niforona. Fahombiazana. Natsangana ny taona 2014 ny Fandaharanasa fanofanana ho mpamokatra eny ambanivohitra (Formaprod), eo ambany fiahian’ny minisiteran’ny Fambolena sy ny fiompiana (Minae). Amin’izao fiafaran’ny fandaharanasa izao, nahafa-po ny vokatra, satria […]
Other News
Madagascourt Film Festival : hanokatra ny sehatra ny sarimihetsika «Joro»
Tanterahina anio, eny amin’ny Institut Français de Madagascar (IFM) Analakely, ny lanonana fanokafana amin’ ny fomba ofisialy, ny «Madagascourt Film Festival», andiany faha-19. Hetsika lehibe eo amin’ny tontolon’ny horonantsary eto Afrika, indrindra eto Madagasikara, ity hatao ity. Sarimihetsika anisan’ny manana ny maha izy azy ny horonantsarimihetsika “Joro”, notontosain-dRandriamanantsoa Rianando Ludovic, […]
Hiragasy: Hanamarika ny 35 taona an- tsehatra Rasoalalao Kavia
Iray amin’ireo tarika kalaza indrindra amin’ny hiragasy ry Rasoalalao Kavia. Hiavaka ny taom-pilalaovana, satria hanamarika ny 35 taona nilomanosan-dRasoalalao tanatin’ny hiragasy izy ireo. Ao anatiny. Feno tanteraka ny fandaharam-potoana ho an’ireo tarika mpanao hiragasy malaza rehetra. Ho an’ny tarika Rasoalalao Kavia manokana, efa nanomboka ny volana marsa izy ireo no […]
«Fialantsasatra kanto»: Tanjona ny hikolo ny sain’ny ankizy
Tanterahina mandritra ny volana jolay sy aogositra, mitety ny tranomboky eto Antananarivo, ny «Fialantsasatra kanto». Hetsika ara-javakanto maro samihafa no handravaka izany, karakarain’ny Tetikasa Kanto Manabe (TKM), miaraka amin’ny mpahay kanto isan-karazany. Marihina fa maimaimpoana tanteraka ny hetsika. Ny ankizy no tena kendrena ao anatin’izany. Ankoatra ny fitazonana ny sain’izy […]
« 15ème Dimanche classique »: hiaka-tsehatra ny LMM Saxophone Quartet
Tafiditra ao anatin’ny fanadaharam-potoana karakarain’ ny Madagascar Mozarteum. Hanatanteraka ny kaonseritra andiany faha-15 amin’ny «15ème Dimanche classique» ny LMM Saxophone Quartet. Ireo sanganasan’i Astor Piazzolla tahaka ny «Close your eyes and listen», «Libertango escualo», «Oblivion», Chiquilin de Bachin », sns, no holalaovin’izy ireo amin’izany. Seho hotontosaina ao amin’ny Alliance Française Andavamamba, […]






