Other News

Roalahy voatifitry ny polisy : mpaka an-keriny, mpilalao ody ratsy

Maty voatifitry ny polisy i Bilo sy Karata mpaka an-keriny. Tra-tehaka niaraka tamin’izy ireo ny basy mahery vaika miisa enina. Nogiazana ihany koa ny ody ratsy fampiasan-dry zalahy. Lavon’ny polisim-pirenena tao amin’ny fokontany Moratelo, kaominina Am­bodirano, distrikan’Ampa­ra­fa­ra­vola, ny 01 jolay teo ny mpaka an-keriny roa lahy. Tompon’antoka tamin’ny fakana raim-pianakaviana […]