Tsy nisy noraisina ny entana! Nitrangana firehetana tao amin’ny tsena fivarotana (box) iray ao amin’ny tsenan’ny Petite Vitesse, ny alakamisy alina teo. Fotoana fohy taorian’ny firehetana, tonga teo an-toerana namono ny afo ny mpamonjy voina. Haingana ny fifehezan’izy ireo ny afo ka tsy niitatra tamin’ireo tsena manodidina. Somary nananosarotra ny […]
Other News
Toamasina : mpitondra posy nivadika ho jiolahy
Mirongatra izaitsizy ny tsy fandriampahalemana ao Toamasina. Anisan’ireo miray tendro sy manao asan-jiolahy ny ankamaroan’ireo mpitondra posy bisikileta izay karazam-pitaterana mihamaro ao Toamasina, ankehitriny. Lasa fitaovana fampiasan’ny jiolahy sy/na hanaovana asa ratsy ireny posy bisikileta ireny amin’izao fotoana izao. Mpitondra posy iray no voasambotry ny polisy avy ao amin’ny kaomisaria […]
Vono olona teny Talatamaty : voasaringotra ny vadin’ilay lehilahy hita faty
Hita faty tao anatin’ny fiarany teny Bel’air Talatamaty ny raim-pianakaviana iray 38 taona, ny 1 jona teo. Voarohirohy ho tompon’antoka tamin’ny famonoana an-drangahy ny ramatoa vadiny ka notanana am-ponja. Voasaringotra amin’ny raharaha nahafaty am-badiny izay hita faty nisy namono tao anatin’ny fiarany teny Talatamaty, ny 1 jona teo, ny ramatoa […]






