Qui sera le prochain Premier ministre ? La suspense n’a pas duré longtemps. 48 heures après sa démission, selon la tradition après les législatives, Christian Ntsay a de nouveau été reconduit à Mahazoarivo. Le choix a été vie fait, parmi les noms proposés par les députés de la majorité au chef […]
Other News
Une route fluviale le canal des Pangalanes
Bruit du moteur…il traverse le fleuve pour rejoindre l’autre contrée
Minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana… : “Hampidirina anaty tetikasa ny fiovan’ny toetr’andro”
Notanterahina tetsy Analakely, omaly, ny atrikasa sy fampiofanana ireo mpiasan’ny minisiteran’ny Fitsinjaram-pahefana sy fanajariana ny tany (MFFT). Niompana amin’ny hiatrehana ny fiovan’ny toetr’andro an-tanàn-dehibe ny fampiofanana. “Hampidirina ao anaty tetikasa hatreny anivon’ny kaominina amin’ny faritra manerana ny Nosy izany, indrindra ny an-tanàn-dehibe”, hoy ny talen’ny teti-pivoarana eo anivon’ny MFFT, Rateloson […]
Tsara ny vokatra : nahatratra 3 000 t ny lavanila naondrana
Nihoatra ny hatramin’izay! Nahatratra 3 000 taonina ny lavanila naondran’i Madagasikara tany ivelany, nanomboka ny desambra 2023. Fatra ambony indrindra io raha toa ka manodidina ny 2 000 taonina ny salanisa fanondranantsika isan-taona hatramin’izay. Midika izany fa manomboka miverina amin’ny toerany eo amin’ny sehatra iraisam-pirenena ny sehatry ny lavanila malagasy, […]
Hazo sarobidy: tsy mirindra ny fitantanana ny hazo sy ny fanaka
Miompana amin’ny fanadihadiana ara-tsiantifika ny hazo sarobidy ny tetikasa “G3D”. Manaitra ny tomponandraikitra ny mpanatanteraka azy fa tokony hisy ny lalàna sy fepetra mandrindra ny fitantanana azy ireo. Tsy hita afa-tsy eto Madagasikara ny 30% ny voamboana sy ny andramena (Dalbergia) sy ny 36% ny volombodipona (Diospyros). Tandindomin-doza ny 82% […]






