Andrasan’ny maro. Hamoaka ny voka-pifidianana ofisialy ho an’ireo depiote, natao ny 29 mey teo, ny eo anivon’ny HCC, anio amin’ny 10 ora. Ho azon’ny besinimaro hatrehina izany fotoam-pitsarana manetriketrika izany. Ho fantatra amin’ny didy tsy azo ivalozana havoakany eo ireo depiote miisa 163, manerana ny Nosy. Tahaka izany koa ny […]
Other News
Tir en l’air du 27 juin 2024
Maroc: une opération humanitaire à Gaza
Le ministère des Affaires étrangères, de la Coopération africaine et des Marocains résidant à l’étranger, a annoncé que Sa Majesté le Roi Mohammed VI, président du Comité Al Qods, a donné ses très Hautes Instructions pour déployer une opération humanitaire d’aide médicale, en faveur de la population palestinienne de Gaza. […]
Taratry ny kanto
Mifarana anio ny fampirantiana « Firenena sy ny hery fiarovana sy filaminana », tanterahina ao amin’ ny Lapan’ny Tanànan’Antananarivo. Tratra ny tanjona, amin’ny ankapobeny, araka ny nambaran’ny tomponandraikitra. Maro no tonga nitsidika ny fampirantiana, indrindra ireo tanora sy mpianatra, izay tena nokendrena hahafantatra ny mahakasika ny hery fiarovana sy filaminana. Tanterahina anio […]
Hetsiky ny LMK Hiragasy goavana eny Bemasoandro
Hanao hetsika ho amin’ny fanohanana sy fanampiana ny ao aminy ny sampana eo anivon’ny fiangonana katolika etsy Bemasoandro. Mikarakara seho hiragasy ny eo anivon’ny Lehilahy misionera katolika (LMK), eny amin’ny fiangonana katolika (Ekar) Bemasoandro, Itaosy. Hifanandrina amin’izany ny tarika Raveloson Jean Ba avy any Arivonimamo sy ry Sahondrafinina zanany avy […]






