Other News

Jeneraly Ravalomanana Richard : “Vonona hatrany hijery ny mahasoa ny vahoaka izahay”

Nasongadin’ny filohan’ny Antenimierandoholona, ny Jly Ravalomanana Richard, ny fiahian’izy ireo ny eny ifotony. “Ny Antenimieran­do­holona dia vonona hatrany hiresaka sy hihaino ary hijery izay soa ho an’ny vahoaka amin’ny alalan’ny fiahiana ny vondrombahoaka itsinjaram-pahefana sy ny fanaovana tolo-dalàna”, hoy ny kabary famaranan’ny filohan’ny Antenimierandoho­lona, ny jeneraly Ravaloma­nana Richard, ny fivoriana […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotontosaina ny 13 sy ny 14 jolay ho avy izao, eto Antananarivo, ny andro voalohan’ny fifanina­nana « Play out PFL », hahafantarana ny ekipa roa mihintsana any amin’ny diviziona faharoa. Raha ny vaovao voaray, hatao ny faran’ny volana jolay kosa ny fifanintsanana nasionaly diviziona faharoa. Hotanterahina ny 6 hatramin’ny 14 jolay ho […]

Rugby à VII – « Africa sevens Men 2024 »: nahazo isa 18 ny Makis de Madagascar

Namoaka ny isa azon’ny ekipa tsirairay avy, omaly, ny Rugby Afrique, taorian’ny fahavitan’ny dingana voalohany amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, ho an’ny rugby lalaovina olona 7, so­kajy sénior, lehilahy, « Africa sevens Men 2024 ». Fihao­nana natao tatsy Maorisy, ny 29 sy ny 30 jona lasa teo. Fantatra ary fa nahazo […]

Baolina kitra – «Euro 2024» : hidona amin’i Espagne i Allemagne

Hangotraka ny dingana ampahefa-dalana amin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Eoropa, taranja baolina kitra, «Euro 2024». Fihaonana tanterahina any Allemagne. Hifampi­katroka eo amin’ny ampahefa-dalana mantsy ny La roja Espagne sy ny Mannschaft Allemagne. Ekipa andrarezina ao Eoropa amin’izao fotoana. Hiendrika famaranana kely ny azy roa tonta ireto. Hanana tombony i Allemagne […]