Tohivakana ny fisamborana! Taorian’ny fitokanan’ny filohan’ny Repoblika ny Miami ao Toamasina, ny 15 jona 2024 teo, mahazo vahana ny fisian’ny hosoka, kolikoly, fisolokiana momba ny filazana fa afaka mivarotra sy mahazo ireo box ao Miami. Nozaraina tamin’ireo sokajin’olona nahazo azy ara-dalàna izany ka vaky bantsilana teo ny resaka. Efa nandoa […]
Other News
Meurtre de S. Zafi à Mayotte: prison à vie pour deux accusés
La Cour d’assises des mineurs de Mayotte a rendu son verdict, hier, sur l’affaire de meurtre, le 24 janvier 2021, du jeune collégien de 14 ans dénommé Steven Zafi, à Labattoir lors d’une « expédition punitive » sur fond de conflit entre bandes rivales de La Vigie et Cetam. « Pendant […]
Marché aux couleurs et aux goûts locaux
Vaovao tambatra
Mitentina 226 000Ar isam-bolana ny tolotra internet omen’i Starlink. Tsy ao anatin’izany ireo kojakoja samihafa mifanaraka aminy izay vidiana mitokana 1 120 000Ar. Lafo ireo tolotra ireo raha oharina amin’ny vidiny ankapobeny ary mbola lafo aty amin’ny tsena aty Afrika ihany koa. Nampidi-bola 54,384 miliara Ar ireo letisia 16 860,3 taonina naondrantsika izay vidiana […]
Lalana RN12 Amboarina ny tetezan’i Faraony
Mandroso ny fanarenana vonjimaika ny lalam-pirenena RN 12, nanomboka ny 17 jona lasa teo, tarihin’ny ekipan’ny fitantanam-paritry ny Asa vaventy (DRTP) Fitovinany. Manomboka eo amin’ny tetezan’i Faraony ny asa, mankany Manakara ary hitohy hatrany Vohipeno. Nohamafisina tamin’ny Béton armé ny arabe sy ny sisiny, hiarovana ny lalana tsy ho mora […]






