Hiatrika ny fiadiana ny ho tompondakan’i Afrika, taranja rugby lalaovina olona 7, ny Makis de Madagascar, sokajy Senior, lehilahy. Ao amin’ny vondrona “A”no misy an’i Madagasikara, miara-dalana amin’i Kenya. Hanomboka amin’ny sabotsy 29 jona ho avy izao, ao amin’ny Kianja Lambourdonnais Stadium, ao Port Louis Maurice, ny fiadiana ny ho […]
Other News
Indray mijery
Ho maina ny andro ho an’ny afovoantany sy ny ilany atsimo atsinanan’ny Nosy, manomboka anio. Vinavinaina ho maina koa izany any amin’ny faritra hafa. Mety hisy fiakarana ny maripana ambony saika manerana ny Nosy, manomboka rahampitso. Manodidina ny 5 – 24°C izany ny maraina ary eo anelanelan’ny 18 – 35°C […]
Famoahana voka-pifidianana: miantso fanajana ny fahamarinana ny FFKM
“Miantso ny FFKM ny hanajana hatrany ny fahamarinana, indrindra ny voka-pifidianana. Fa mariky ny fanajana ny safidin’ny vahoaka izay tompon’ny fahefana izany, ary antoka amin’ny hisian’ny fandriampahalemana sy ny fifampitokisana eo amin’ny vahoaka sy ny mpitondra”. Io ny hafatry ny FFKM tamin’ny 23 jona ary nampitainy, afakomaly, amin’ny fiandrasana ny […]
“Manan-danja ny hasin’ ny fitiavan-tanindrazana”
“Manan-danja loatra amintsika ny hasin’ny fitiavan-tanindrazana. Izay indrindra no nisafidianana manokana ny teny faneva fankalazana hoe: Madagasikara mandroso, Malagasy miara-mientana ao anatin’ny fitiavan-tanindrazana”, hoy ny filohan’ny Repoblika, Rajoelina Andry, tamin’ny kabary fanombohana ny matso teny amin’ny kianja Barea, Mahamasina, omaly, tao anatin’ny fankalazana ny 26 jona. Tandroka aron’ny vozona miaro […]
Fetim-pirenena: niarahaba ny Malagasy ny filoha Amerikanina
Nanao fanambarana fiarahabana sy firariantsoa amin’ny anaran’ny vahoaka amerikana ho an’ny filoha Rajoelina Andry sy ny Malagasy amin’izao fetim-pirenena izao ny filoha Joe Biden. “Mirary soa ho anao sy ny vahoaka malagasy amin’izao fankalazanareo ny faha-64 taonan’ny fetin’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara izao izahay”, hoy izy. Notsiahiviny ao anatin’izany ny fiaraha-miasa maharitra […]






