Other News

Mora voarebireby: miandry fahagagana ny Malagasy

Vokatry ny tsy fahampian’ny fahalalana, nanjary miaina sy manankina ny fiainany amina kisendrasedra ny Malagasy. Tsy nijanona hatreo fa mitohy hatrany amin’ny fiandrasana ny asan’ny fahagagana. Tsy kolontsaina malagasy io. Naha­fantatra sy nanaja fatratra an-Janahary, ohatra, izy fa tsy nian­tehitra tamin’ny fahagagana tefen’olombelona. Io tsy fahampian’ny fahalalana io no mila […]

« Semaine de la BD »: nitondra ny traikefany i Pascal Boniface

Tontosa omaly, teny amin’ ny Alliance Française d’Anta­nanarivo (AFT) Andava­mamba, ny velakevitra niarahana ta­min’i Pascal Boniface, mpanoratra sy manam-pahaizana manokana momba ny haipolitika ara-toetany. Marihina fa tafiditra ao anatin’ny hetsika « Semaine de la Bande dessinée » izy ity. Ankoatra izay, nisy ihany koa ny atrikasa mahakasika ny fanaovana tantara an-tsary, natao […]

SOMBIM-BAOVAO

Hotanterahina anio, any Toamasina, ny andro fahadimin’ny fiadiana ny ho tompondakan’i Mada­gasikara, taranja basikety, N1A faritra Atsinanana, sokajy lahy sy vavy. Hisy lalao efatra handeha any an-toerana. Anisan’izany ny fihaonana tena andrasan’ny maro eo amin’ny lehilahy, ny fifanandrinan’ny Ascut Atsinanana sy ny Cosfa Analamanga. Hotontosaina anio, eny amin’ny Lapan’ny fanatanjahatena […]

“Mondial 2026”: hiady ny isa telo i Madagasikara sy i Comores

Hifanandrina amin’i Comores i Madagasikara, amin’ny fifanintsanana hiadiana ny tapakila hiatrehana ny “Mondial 2026”. Fanamby goavana ny miandry ny Barea. Lalaon’ny samy nosy aty amin’ny ranomasimbe Indianina! Anio, ao amin’ny kianjan’ny FNB Stadium Johannesburg, hifanandrina i Madagasikara sy i Comores. Fihaonana tafiditra amin’ny andro fahatelon’ny fiadiana ny tapakila hiatrehina ny […]