Mitohy hatrany ny fahombiazana ho an’i Luck Razanajaona, miaraka amin’ny horonantsary « Disco Afrika ». Nahazo amboara nandritra ny fifaninanana iraisam-pirenena izy, tamin’ny « Stiff Seattle film festival », tao Tunisie. Nifarana, ny faran’ny herinandro teo, ny «Festival du Cinéma africain de Tarifa et Tanger» (FCTA), natao tao Maroc sy Espagne. Nahazo ny amboara […]
Other News
Korea Atsimo : nihaona tamin’ireo diaspora ny filoha Rajoelina mivady
Ao anatin’ny fitsidihana ofisialy amin’ny fanatrehana ny fihaonana an-tampon’i Korea-Afrika, ny 4-5 jona, nataon’ny filoha Rajoelina laharam-pahamehana ny fihaonana amin’ireo teratany na diaspora malagasy ao an-drenivohitr’i Korea Atsimo, Séoul, omaly. 40 mahery izy ireo ary mianatra ny ankamaroany. Eo ny momba ny tontolo iainana, ny asa vaventy, ny teknolojia… Samihafa […]
Fifidianana depiote : tsy mbola misy minisitra lany na tsy lany izany
Niteraka resabe na iniana hanaovana resabe ny mahakasika ireo kandidà solombavambahoaka ka efa nitazona ny toeran’ny minisitra. Mitovy amin’ny kandidà rehetra izy ireny, miandry ny voka-pifidianana. Misy ny tsara toerana toa ny minisitry ny Fanabeazam-pirenena ao Fianarantsoa, Sahondrarimalala Marie Michelle. Toraka izany ny minisitry ny Mponina any Ambositra, Fomendraza. Ity […]
64 taona ny Fahaleovantena: hiavaka ny fankalazana amin’ity taona ity
« Madagasikara Mandroso, Malagasy miara-mientana amin’ny fitiavan-tanindrazana”. Io no teny filamatra amin’izao fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny Fahaleovantena hankalazaina tsy ho ela izao, araka ny fanazavan’ireo komity mpanomana sy mpikarakara. Nampahafantarina omaly, teny amin’ny kianja Barea Mahamasina, ny teny filamatra amin’izao fankalazana ny faha-64 taona niverenan’ny Fahaleovantenan’i Madagasikara izao. «Madagasikara […]
Teknolojia: dinihina ny fananganana ny ivontoerana ho an’ny IA
Tetikasa goavana. Tafiditra tao anatin’ny lahadinika nandritra ny hetsika « Gitex Africa 2024 », natao tany Maroc, ny faran’ny herinandro teo, ny fananganana ny ivontoerana iraisam-pirenena momba ny Intelligence artificielle (IA), eto Madagasikara. Nisy ny fifanaovan-tsonia hanadihadiana ny fanatanterahana ny tetikasa. Hahafahan’i Madagasikara miditra eo amin’ny tsenan’ny teknolojia ity fifanarahana ity. Anisan’ireo miara-misalahy […]






